FITNICE

FITNICE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FITNICE, Gym/Physical Fitness Center, Boulevard de l'Europe 67ha, Antananarivo.

FITNICE—> salle de sport ( Fitness et musculation) 💪
Adresse: 67 ha Boulevard de l'Europe, en face du magasin boulevard scoot.
☎️ 034 43 158 05

Abo: 150.000ar mensuel ( coach inclus)
Seance : 15.000ar du lun-sam / 10.000ar sam
Horaire : 06h -20h

🙏

Vendredayyyy🖤❤️‍🔥 La promotion continue chez FITNICE, profitez du tarif "abonnement et réabonnement mensuel" à seulement...
28/08/2026

Vendredayyyy🖤❤️‍🔥

La promotion continue chez FITNICE, profitez du tarif "abonnement et réabonnement mensuel" à seulement 100.000ar au lieu de 150.000Ar 🥰 🎊 Offre valable jusqu'à demain 29 Août😘

Ny coach moa izany de efa tsy miteny intsony😔😂Aza adino fa misy ny "promotion abonnement & réabonnement" manomboka andro...
27/08/2026

Ny coach moa izany de efa tsy miteny intsony😔😂

Aza adino fa misy ny "promotion abonnement & réabonnement" manomboka androany hatramin'ny sabotsy izao😉😘

Iza moa ilay nanontany promotion ?🥰 Ity ilay izy😘🫶🏾Lasa 100.000ar ny "abonnement & réabonnement" raha tokony ho 150.000A...
26/08/2026

Iza moa ilay nanontany promotion ?🥰 Ity ilay izy😘🫶🏾

Lasa 100.000ar ny "abonnement & réabonnement" raha tokony ho 150.000Ar 🥳🎊
Manankery manomboka ny 27 hatramin'ny 29 aogositra io tolotra io😘

25/08/2026

Fa maninona izany rehefa le fitaratra ao no jerena de Bokona be fa rehefa le any antrano de pokona pe ?🙄

Les excuses ne brûlent pas de calories😉🔥   Excellente semaine à tous😘🫶🏾
24/08/2026

Les excuses ne brûlent pas de calories😉🔥 Excellente semaine à tous😘🫶🏾

22/08/2026

Amin'ny Alatsinainy tena amin'ny Alatsinainy aho hikotrana be amzay de forme be manao taom-baovao 2027😌😌

Miala tsiny fa mbola variana nisakafo ny admin de tsy nahavita nanao pub tamin'ny maraina🤭😂😂 Cheat day by the morning te...
21/08/2026

Miala tsiny fa mbola variana nisakafo ny admin de tsy nahavita nanao pub tamin'ny maraina🤭😂😂
Cheat day by the morning team🥰😂
Samia mijery dossier aloha🤭
Mankasitraka be dia be antsika rehetra 🥹💓 Izayyyy aloha fa mikotrana daholo amin'izay😂😘

20/08/2026

Mafy anie izany hoe ianao tia ho "forme" be miaraka amin'ny kibo fisaka nefa "composé" fona no mba tsaroan'ny vavanao e😔😔

Gym girls❤️‍🔥🥰 Toi et ta copine là, vous êtesoù?😏😝
19/08/2026

Gym girls❤️‍🔥🥰

Toi et ta copine là, vous êtesoù?😏😝

Miarahaba eeeh👋🏼 Anio isika dia hanandrana lohahevitra hafa kely 🤩                                                      ...
18/08/2026

Miarahaba eeeh👋🏼 Anio isika dia hanandrana lohahevitra hafa kely 🤩
Alefaso anaty "commentaire" izay fanontaniana manitikitika anao manodidina ny kotrana, na koa fizarana💪🏽🥰 Izay afaka mamaly ny fanontaniana dia omena sehatra malalaka, ny fizarana kosa mety ahasoa ny hafa👌🏽😇

Address

Boulevard De L'Europe 67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:30
Tuesday 06:00 - 19:30
Wednesday 06:00 - 19:30
Thursday 06:00 - 19:30
Friday 06:00 - 19:30
Saturday 06:00 - 14:00

Telephone

+261344315805

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FITNICE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FITNICE:

Shortcuts

Share