01/09/2026
Sao misy mijerijery, sao misy midrague, menatra be za, sao tsy mahay, za tsy misy fotoana, etc… 😅
Indraindray ireo no tena manakana antsika, nefa rehefa dinihina tsara dia 𝐞𝐱𝐜𝐮𝐬𝐞𝐬 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨.
𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐬𝐚𝐥𝐥𝐞 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐥𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐥𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚.
𝐍𝐲 𝐢𝐦𝐩𝐨𝐫𝐭𝐚𝐧𝐭 : 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐦𝐢𝐤𝐨𝐭𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐦𝐢𝐯𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐨𝐝𝐲 𝐟𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐢 🔥
Eto izahay kifa’s gym hanampy anao handroso amin’ny objectif-nao 💪
🕖 Misokatra Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, 7h–18h.
Aza miandry motivation parfaite. Atomboy fotsiny aloha