13/01/2022
Miarahaba atsika rehetra nahatratra ny taona 2022π
Ho sokafa-tsika ve i GOLD sa ahoana hozy nareo!π
Amin'ny alatsinainy 17 Janoary 2022 izao dia hiverina hisokatra ho atsika indray GOLD GYM.
Ho fanokafana, mba ho fanentanana atsika rehetra indray ary indrindra ho fanomezana fahafaham-po ihany koa dia omena anareo mandritra ny 15 andro izany fahafaham-po izany, izany hoe GRATUIT izany ny mikotrana ka manentana atsika rehetra ary ho tonga daholo indray.
Tongava daholo fa efa vonona ny handray anareo izahayπ
Aza misalasala manontany raha toa ka misy fanontaniana.