10/08/2026
⚽ Ho anareo mpankafy baolina kitra! 🔥
Efa misokatra ho an’ny rehetra ny Terrain Foot à 7 – Ivato Stadium, eto ampitan’ny Aéroport Ivato! 🏟️⚽
Tongava maro, ary ankafizo miaraka amin’ny namana ny lalao! 🙌
🕖 Misokatra manomboka maraina ny terrain
🚗 Parking assuré
📲 Réservation & Infos :
• 038 30 757 68
•038 20 155 84
🔥 Ny kianja, ny baolina, ny ambiance… ianao sisa no miandry!