United FC

United FC United Football Club☠️

08/08/2026

🔵🔴 BARÇA 5️⃣ – 2️⃣ REAL MADRID ⚪

Tsy lalao fotsiny… fa fampisehoana herin’ny Barça! 😮‍💨🔥5 baolina tao anaty harona, 2 ihany no navalin’i Madrid! 😂⚽

💙❤️ Visca Barça!

Invissible FC 💛         #                     (TANJONA IRAY,EKIPA IRAY✍🏾)United FC 💙
07/08/2026

Invissible FC 💛
# (TANJONA IRAY,EKIPA IRAY✍🏾)
United FC 💙

07/08/2026

Aiza kǒsa ry aaa🙃😦😂

RF Tøõ Kÿ 😂

06/08/2026

"Barça no fototry ny Espagne."

France dia (PSG)fa mitadiava lisan fans Real ekipa tohanana manaraka eo...😒

👀Ny mampitovy ny Panao   sy ny "Pivaro-boanjo✍🏾"👉Samy mahay manao  🤞United FC 💗💙
05/08/2026

👀Ny mampitovy ny Panao sy ny "Pivaro-boanjo✍🏾"
👉Samy mahay manao 🤞
United FC 💗💙

05/08/2026

🤞Ho ahy, io Barea 2019 io no ekipa nasionaly malagasy matanjaka sy nahafaly vahoaka indrindra hatramin'izay, niaraka tamin'i Faneva Andriatsima, Carolus, Ilaimaharitra, Métanire, Melvin Adrien ary ireo namany. 🇲🇬⚽
! 🇲🇬🔥

📸 Sary tahiry – United FC 💗💙   ⚽"Ny hery tsy avy amin'ny olona iray, fa avy amin'ny ekipa iray manontolo. Miaraka hatran...
03/08/2026

📸 Sary tahiry
– United FC 💗💙 ⚽
"Ny hery tsy avy amin'ny olona iray, fa avy amin'ny ekipa iray manontolo. Miaraka hatrany, miady hatrany, United FC!" 💪🔥

⚽ FIFALIANTSOA Poste:| Attaquant Centre🤞Numéro :16 ✍🏾🔥 Tsy be resaka, fa ny baolina tafiditra no miteny ho azy.United FC...
01/08/2026

⚽ FIFALIANTSOA
Poste:| Attaquant Centre🤞
Numéro :16 ✍🏾
🔥 Tsy be resaka, fa ny baolina tafiditra no miteny ho azy.
United FC 💗💙

Double 7✌🏿😜United FC 💗💙 💗
30/07/2026

Double 7✌🏿😜
United FC 💗💙
💗

Fanomanana✌🏿🤞United FC 💗💙
29/07/2026

Fanomanana✌🏿🤞
United FC 💗💙

Address

Foot
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when United FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to United FC:

Shortcuts

Share