27/08/2026
๐จ ๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ข
๐
๐ ๐๐๐ซ๐๐๐ฅ๐จ๐ง๐ 2-0 ๐๐ญ๐ก๐ฅ๐๐ญ๐ข๐ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ
๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต โฝ (๐ฃ๐ฒ๐ฑ๐ฟ๐ถ ๐ฏ)
๐๐ฒ๐ฟ๐บ๐ถ๐ป โฝ
โฆ Azo ny isa 3 ary izany no zava-dehibe ๐ช
โฆ Mamiratra foana i ๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต ary feno azy ny kianja ๐ฅฐ, Tena mafy izy any anaty ๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐ sy ny ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐
โฆ Mbola miezaka miverina tsikelikely amin'ny heriny i ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฒ ๐ฌ๐ฎ๐บ๐ฎ๐น,
โฆNiditra tany amin'ny fizarana faharoa i ๐ฅ๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ถ, ary mbola mizaka maka ๐๐ฆ๐กโ๐๐ izy, antenaina fa tsy ho ela dia tafiditra tsara ao antin'ny lalao izy
โฆ Manao filalao tsotra i ๐๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป nefa ๐๐๐๐๐๐๐๐. Nahafinaritra ny lalao nasehony.
โฆ Tsara be ny fidiran'i ๐๐ฑ๐ฒ๐๐ฒ๐บ๐ถ, ary nisy ny baolina saika matiny fa tsy manana ๐โ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ข๐ก izy,
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐