Terrain Foot à 7 Bypass

Terrain Foot à 7 Bypass Nouveau terrain synthétique sis à Bypass , près de Yandy Bypass

Tonga ndray Ilay fotoana nendrasana , manana équipe vé nareo ? Sa oe fianakavina ? Ndao fa mety foana na dia société ary...
29/07/2026

Tonga ndray Ilay fotoana nendrasana , manana équipe vé nareo ? Sa oe fianakavina ? Ndao fa mety foana na dia société ary
-Ndao ndray ilalao , de Ndao ndray ibata amboara
-Ho ento ny équipe fa loka goavana no miandry
-Tadidio tsara ny toerana sy date
-De aza adino ny mitondra specte 🤗
-Marihana fa misy sakafo sy tsakitsaky amidy eny an-toerana @ io fotoana io

🔥 HVERINA INDRAY NY TRAINING TOURNAMENT ⚽Vonona ve ianao sy ny talentanao?📍 Terrain Foot A7 Yandy Bypass📅 Isaky ny Zoma✅...
28/07/2026

🔥 HVERINA INDRAY NY TRAINING TOURNAMENT ⚽

Vonona ve ianao sy ny talentanao?

📍 Terrain Foot A7 Yandy Bypass
📅 Isaky ny Zoma

✅ Droit fandraisana mora
✅ Lalao mafana sy mafinaritra
✅ Fahafahana mampitombo traikefa sy fahaiza-milalao
✅ Misokatra ho an'izay rehetra te handray anjara

Tongava maro ary ento ny namanao.
Forony ny ekipa
Andao hiara-hamorona zoma baolina kitra

Franchement les gars… le tournoi KOPAKA 1V1 a l’air trop lourd 😭🔥Les catégories U13, U15 et U17 vont vraiment s’affronte...
19/05/2026

Franchement les gars… le tournoi KOPAKA 1V1 a l’air trop lourd 😭🔥

Les catégories U13, U15 et U17 vont vraiment s’affronter en vrai mode street football 😤⚽
Le terrain, les lots, l’ambiance… tout donne envie !

Et même les récompenses sont sérieuses :
🏆 100.000Ar pour la 1ère place + bannière + t-shirt
🥈 Médaille + t-shirt pour la 2ème place

Moi je pense que c’est le moment parfait pour montrer son vrai niveau 💥
Inscrivez-vous pendant qu’il reste encore de la place !

📅 Lundi 29 & Mardi 30 Juin
📍 Terrain foot à 7 Yandi Bypas

📲 Facebook : Kopaka 1v1
📸 Instagram : kopaka_101

🔥 ANDAO ELAH !!!

Tournoi vita iray andro ny alahady izaoTongava maroDroit: 90000ar1er place: 600 000ar2e place : 200 000arContact: 034354...
04/05/2026

Tournoi vita iray andro ny alahady izao
Tongava maro
Droit: 90000ar
1er place: 600 000ar
2e place : 200 000ar
Contact: 0343548657
Fb: Tournoi synthétique

Terrain Foot à 7 Bypass dia terrain synthétique akaikin’ny Yandy Bypass.📍 Toerana : Bypass (akaikin’ny Yandy Bypass)🕔 Or...
10/04/2026

Terrain Foot à 7 Bypass dia terrain synthétique akaikin’ny Yandy Bypass.

📍 Toerana : Bypass (akaikin’ny Yandy Bypass)
🕔 Ora fiasana : 5 ora maraina – 11 ora alina (05h – 23h)
📅 Misokatra isan’andro

💰 Saran’ny kianja :
• 50.000 Ar / ora (alohan’ny 18h)
• 60.000 Ar / ora (manomboka amin’ny 18h)

✨ Kianja tsara kalitao, mety amin’ny lalao miaraka amin’ny namana, ekipa na tournoi

⚽ Fandrio dieny izao ny lera

📞 Famandrihana sy fanazavana fanampiny : 0347213044-0337206770

⚽ TOURNOR MAFY BE A 7: IZA NO HO MPANDRESY?Tonga ny fotoana hanehoana izay tena fahaizana sy tanjaka any aminareo.📍 Toer...
09/04/2026

⚽ TOURNOR MAFY BE A 7: IZA NO HO MPANDRESY?

Tonga ny fotoana hanehoana izay tena fahaizana sy tanjaka any aminareo.
📍 Toerana: Yandy Bypass
📅 Daty: Alahady 26 Aprily 2026
🔥 Ny Fanamby: Lalao mafy, ambiance mafana, ary voninahitra ho an'izay mahatanty!
Efa vonona ve ny ekipanareo?
Aza tara fa efa vonona ny kianja. Ny anaranareo sisa no andrasana!
👉 Infoline: 0343028504

Alefa Ecole de Foot de Tana EFT ❤️🖤
02/04/2026

Alefa Ecole de Foot de Tana EFT ❤️🖤

Mankasitraka indrindra 🙏Mirary sao ny ekipa
28/02/2026

Mankasitraka indrindra 🙏
Mirary sao ny ekipa

Hiverina hilalao eto amin'ity kianja azo lazaina ho nahitana tantara ity.
⚽️ 😓 🤕 💪
Raha tsiahivina, 29 Martsa t@izay, ilay hoe MAFIBE dia tsy tafavoaka vondrona ny ekipa ary tsy nahafaty na dia baolina iray aza ( ho anay eto amin'ny fitantanana moa dia hakiviana sy vola very izay no andraisana ireny ).
Vokatra t@io
Resy 1-0 : baolina maty minitra farany
0-0 : tokony namono baolina fa eh eh eh
Lalao farany tokony nandresy fa dia lavo 2-0. 👨‍🦯

Sary : match-kotrana izay karakarain'ny tompon'andraikitra kianja izay ankasitrahana azy ireo ( ry L'anto sy ny ekipany 🤝 )

Terrain Yandi no ahalalanrsika ny eny fa Terrain Foot à 7 Bypass ny pejy 👈

Ry Halaand reo raha mahatsiaro ianareo nifandona taminay 😁💪

Aza adinoina ny lalaontsika ny Alahady 1 Marsa izao maraina 👈 ⚽️

Ny FOOTA7 YANDY BYPASS dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taom-baovao, mirary fahasalamana, fahombiazana hoants...
10/01/2026

Ny FOOTA7 YANDY BYPASS dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taom-baovao, mirary fahasalamana, fahombiazana hoantsika
🎊🙏
Misaotra indrindra anareo mpanjifa rehetra tamin’ny fitokisana sy ny fanohanana tsy tapaka. Ireo no herinay sy antony manosika anay hanatsara hatrany ny tolotra 🤝

📍 Toerana : Terrain akaiky Yandy Bypass
⏰ Ora fiasana : Misokatra isan’andro 5h – 23h

👉 Manasa sy manentana ireo mpanjifa taloha sy vaovao izahay mba ho avy hankafy ny kianja FOOTA7 YANDY BYPASS
⚽ Kianja manara-penitra
🔥 Filalaovana mahafinaritra
🤝 Fandraisana am-pitiavana

Misy baolina sy chasuble afaka ampiasaina
Ny baolina tsy misy very intsony
Misy Groupe raha toa ka tapaka ny jiro

"Ho aminy tsara kokoa hatrany mb hanomezana fahafampo anareo"

🏆 *TOURNOI DE FOOT* *– BALLERS 2025 🏆*Izay karakarain’ny BALLERS GOAT 💥🗓️ Date : 27 Décembre 2025 ✅ Droit : 150.000 Ar🏆 ...
19/11/2025

🏆 *TOURNOI DE FOOT* *– BALLERS 2025 🏆*

Izay karakarain’ny BALLERS GOAT 💥

🗓️ Date : 27 Décembre 2025
✅ Droit : 150.000 Ar

🏆 LOKA GOAVANA MIANDRY :
🥇 CHAMPION : 1.000.000 Ar + Trophée + Médailles

🥈 2ème place : 300.000 Ar + Médailles

‼️ VOAFETRA NY TOERANA, Aza tara ‼️

📣 INSCRIPTIONS & INFOS :
Facebook : BALLERS GOAT / Santii Kyles / Andritiana Jimison

Téléphone: 032 89 937 96 / 034 61 520 11

Address

Bypass
Antananarivo
101

Telephone

+261347213044

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Terrain Foot à 7 Bypass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share