Usjf Coprimiema

Usjf Coprimiema Le foot commence par la tête, continue par le cœur et finit par les pieds���

25/09/2021

Noho ny Antony tsy azo ihoarana de tsy manao baolina isika ny alahady Zao
Mitohy ny fanazaran-tena ny alarobia maraina

10/09/2021

@11 baolina tsika ho avy Zao ao minault Androhibe
De manantena fahamatoranareo

10/09/2021

Salama daholo!! Iresaka ivelany foot kely tsika mialohany zany!!
Arahabaina ho any ze afam-panadinana rehetra , bon courage ho an'izay tsy afaka Kousa nefa.

21/08/2021

Ilazana isika fa noho ny fivadiany Ora Dia mivadika rapitso @11 baolina tsika ao minault Androhibe de manantena fahatongavan_tsika rehetra⚽

19/08/2021

Bonsoir daholo!!
Ilazana isika rehetra fa misy kotrana rapitso zoma @2 ao alarobia fa manao baolina isika ny alahady wavy Zao de manantena fahatongavany rehetra ⚽

25/06/2021

Salama daholo!
Aminy 8ora sasany maraina baolina an-tsika aminy alahady ho avy Zao ao aminy lycée Paul minault Androhibe
De manantena fahatongavany rehetra ⚽

18/06/2021

Ilazana isika rehetra mpikambana ato aminy Usjf Coprimiema fa ny baolina izay ataotsika aminy alahady ho avy Zao Dia aminy 10 Ora maraina ao aminy lycée Paul minault Androhibe
Zay fa manantena fahatongavany rehetra⚽

06/04/2021

Salama daholo joueur rehetra noho ny valan'aretina Corona virus Dia mbola tsy afaka manao entraînement isika⚽
Araho tsy tapaka eto aminy pejy ihany louh ny vaovao

Address

Lot II J 64 Ter A Ivandry
Antananarivo
101

Telephone

+261326088049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Usjf Coprimiema posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category