JRFA 🔥⚽✨𝕵𝓮𝓾𝓷𝓮𝓼 𝕽𝓮𝓵è𝓿𝓮𝓼 𝕱𝓸𝓸𝓽𝓫𝓪𝓵𝓵𝓮𝓾𝓻𝓼 𝕬𝓷𝓭𝓻𝓪𝓶𝓪𝓼𝓲𝓷𝓪✨⚽🔥
🔥⚽⚽⚽⚽💙⚽💙⚽⚽⚽⚽🔥

💪💙Ensemble vers une nouvelle aventure 🥰🙏🏻🤝🏻Une saison de travail, de progrès et de passion commence. ⚽🔥⚡
05/08/2026

💪💙Ensemble vers une nouvelle aventure 🥰
🙏🏻🤝🏻Une saison de travail, de progrès et de passion commence. ⚽🔥⚡


💗Nampifandraisin'ny baolina kitra⚽😊
05/07/2026

💗Nampifandraisin'ny baolina kitra⚽😊

🏆 Tsy mbola vita ny ady⚽Raha mbola misy fotoana, mbola misy fanantenana🤗🙏🏻✨Aza mitsahatra , fa ny ezaka rehetra dia misy...
27/06/2026

🏆 Tsy mbola vita ny ady⚽
Raha mbola misy fotoana, mbola misy fanantenana🤗🙏🏻

✨Aza mitsahatra , fa ny ezaka rehetra dia misy valiny💗💙
JRFA

⚽JRFA ORGANISE TOURNOI DE VACANCES U17 – COUPE ONDRY ⚽Manasa antsika ekipa rehetra handray anjara amin'ny :Tournoi de Va...
22/06/2026

⚽JRFA ORGANISE TOURNOI DE VACANCES U17 – COUPE ONDRY ⚽

Manasa antsika ekipa rehetra handray anjara amin'ny :Tournoi de Vacances U17 “Coupe Ondry” ny JRFA.

📍 Toerana : Andramasina
💰 Fandraisana anjara : 30.000 Ar isaky ny ekipa
📞 Fisoratana anarana / fanazavana fanampiny : 038 70 572 86

Fara-fisoratana anarana : 05 juillet 2026
Manandratra ny baolina kitra sy ny tanora! 🔥🏆

✨🔥Mirary fetin’ny ray sambatra ho an’ny ray rehetra, indrindra ihany koa ianareo ato amin'ny ekipa.💗     Ankoatra ny and...
21/06/2026

✨🔥Mirary fetin’ny ray sambatra ho an’ny ray rehetra, indrindra ihany koa ianareo ato amin'ny ekipa.
💗 Ankoatra ny andraikitrareo ato amin’ny ekipa dia mbola mitondra andraikitra lehibe ao an-tokantrano ianareo.
🥰🥳Koa mankasitraka sy manome voninahitra amin'ny fitiavana, ny ezaka ary ny fahafoizan-tena ho an'ny ekipa🙏🏻💙

✨Ho tahian’Andriamanitra mandrakariva ianareo. 🙏💙

🏆Aza adino ny fotoanantsika ny alahady izao eny amin'ny CFFA Andoharanofotsy❤💙Hanohana ireto ankizy   sy ankafia lalao b...
19/06/2026

🏆Aza adino ny fotoanantsika ny alahady izao eny amin'ny CFFA Andoharanofotsy❤💙

Hanohana ireto ankizy sy ankafia lalao baolina kitra isika🥰

Hery lehibe ho anay ny fahatongavanareo🥰💎
Ka andao hifanohana 🙏🏻



⚽Miezaka isan'andro mba ho tsara noho ny omaly. 🔥💯⚽Ary raha asiantsika concours de jonglage kely ohatra😁💗que le meilleur...
17/06/2026

⚽Miezaka isan'andro mba ho tsara noho ny omaly. 🔥💯

⚽Ary raha asiantsika concours de jonglage kely ohatra😁💗que le meilleur gagne??
😂😂

🏆QUART DE FINAL🏆⚽ JRFA vs X-MEN📅 21 Juin 2026⏰ 08:00 maraina📍 CFFA AndoharanofotsyTsarovy fa hery lehibe ho anay ny fano...
16/06/2026

🏆QUART DE FINAL🏆

⚽ JRFA vs X-MEN
📅 21 Juin 2026
⏰ 08:00 maraina
📍 CFFA Andoharanofotsy

Tsarovy fa hery lehibe ho anay ny fanohananareo🙏🏻🤝🏻

🔥'NDAO HANOHANA JRFA 🔥

💖✨Betsaka ianareo no manontany hoe mbola mandray mpilalao ve ny JRFA , eny tompoko💙Mbola mandray gardien de but izahay,⚽...
06/06/2026

💖✨Betsaka ianareo no manontany hoe mbola mandray mpilalao ve ny JRFA , eny tompoko💙
Mbola mandray gardien de but izahay,⚽

🌸Ireto ny fepetra takiana amin'izany:

✅Mbola tsy anaty club mihintsy🙌🏻
✅Mazoto mikotrana
✅Vonona hiofana sy hivoatra
✅ Manana fahavononana sy fifehezan-tena ✅ Tia miaro ny ekipany eny an-kianja

Toerana ikotranana : bypass✨
❌❗Manasa anao handefa hafatra miafina raha mahaliana anao izany❗♨
Mankasitraka indrindra dia mirary soa😚

🥰🏆 Ny tanjona dia fandresena, ny lalana dia firaisankina🤝🏻   💪🏻
01/06/2026

🥰🏆 Ny tanjona dia fandresena, ny lalana dia firaisankina🤝🏻

💪🏻

Address

Andramasina
Antananarivo

Telephone

+261382317791

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JRFA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category