FENEC FC Ivandry

FENEC FC Ivandry Page Officiel

FENEC FC⚽🐶

Calendrier Vendredi 28 ; Samedi 29 Août 2026 📆❌tsy maintsy aloha ny Carton(Jaune ; Rouge )  Raha tsy Zany tsy mande matc...
24/08/2026

Calendrier Vendredi 28 ; Samedi 29 Août 2026 📆

❌tsy maintsy aloha ny Carton(Jaune ; Rouge ) Raha tsy Zany tsy mande match ❌

❌ dernier match ka tsy maintsy fenoana ny vola rehetra tsy afaka mande Match Raha tsy feno ny vola ❌

Misaotra tompoko fandaminana
# tournois

❌Match : Vendredi 21 ; samedi 22 Août 2026⚽N B : mitondra karapanondro ny U 21 ☺️   # tournois
18/08/2026

❌Match : Vendredi 21 ; samedi 22 Août 2026⚽
N B : mitondra karapanondro ny U 21 ☺️
# tournois

15/08/2026

⚽🔥 AMBOHIMIADANA, HERE WE GO! 🔥⚽

Vacances ve? ❌
Tournoi ve? ❌
👉 Samy natao! 😂🔥

Niaraka tamin’ny namana (Rahavavy, Rahalahy) , nanao aventure ary niaina fotoana tsy hay hadinoina tany Ambohimiadana! 🌿🏆

🎬 Ity ny VLOG-nay!
Jereo, ankafizo ary zarao amin’ny namanao 😍👇

⚽Matchs Samedi 15 Août ☺️
14/08/2026


Matchs Samedi 15 Août ☺️

📅Calendrier  jour du match 📅Efa vonona ve ny ekipa ? lasa ity tournoi ity anh ❤️ity arany ny fandaharam-potoana ireo mat...
13/08/2026

📅Calendrier jour du match 📅
Efa vonona ve ny ekipa ? lasa ity tournoi ity anh ❤️
ity arany ny fandaharam-potoana ireo match amin'ny zoma zao eh⚽ (Après midi)

❌ Zoma 14 Août ☺️

📍Terrain : LTP Alarobia 🏟️

Andao hilalao ,haneho firalahiana ambony kianja iray eh.🥰

📅Calendrier  jour du match 📅Efa vonona ve ny ekipa ? lasa ity tournoi ity anh ❤️ity arany ny fandaharam-potoana ireo mat...
11/08/2026

📅Calendrier jour du match 📅
Efa vonona ve ny ekipa ? lasa ity tournoi ity anh ❤️
ity arany ny fandaharam-potoana ireo match amin'ny zoma zao eh⚽

❌ Zoma 14 Août ☺️

📍Terrain : LTP Alarobia 🏟️

Andao hilalao ,haneho firalahiana ambony kianja iray eh.🥰

📸 Extrait photo⚽Voalohany dia isaorana lehibe Andriamanitra fa izy no nitantana sy nivimbina anay nandritra ny 5 andro k...
10/08/2026

📸 Extrait photo⚽
Voalohany dia isaorana lehibe Andriamanitra fa izy no nitantana sy nivimbina anay nandritra ny 5 andro ka naha tontosa soamatsara ny lalao izay nataonay tany Ambohimiadana.
Ho azy irery ny Voninahitra. ♥️

Isaorana ihany koa ireo Ray aman-dReny nandefa ireo ankizy, misaotra anareo manohana anay fona😍.
Isaorana ihany ny tanan'Ambohimiadana nandray anay 💗 ireo mpikarakara rehetra
Ary tsy adino ny misaotra anareo ankizy tsirairay nande fa tena nanome ny rehetra avy any aminareo ianareo😍 Hafaha havizanana daholo❤️
Mankasitraka daholo😘

Indro ny Sombin-tsarinay nandritra ny dianay📸 Mankafiza finaritra dia aza miala lavitra ny page fa ho alefanay eto avokoa ny aventure anay nandritra izay 5 andro izay🤞

📣❌ FIANTSOANA FIVORIANA 📣❌Atsoina isika Club rehetra nandray anjara rehetra amin'ny tournoi U21, U16 ary Féminine mba ho...
04/08/2026

📣❌ FIANTSOANA FIVORIANA 📣❌
Atsoina isika Club rehetra nandray anjara rehetra amin'ny tournoi U21, U16 ary Féminine mba ho tonga hivory rahampitso.

📅 Alarobia 05 Aogositra 2026
⏰ 02 ora tolakandro (14h00)
📍 LTP Alarobia

Mankasitraka sahady dia manantena ny fahatongavantsika maro.

27/07/2026

⚽ FENEC FC Ivandry ⚽

Tu es un(e) joueur(euse) entre 6 à19 ans
📍 U 10
📍 U13
📍U15
📍U17
📍D2
📍Féminin
et tu cherches un club ambitieux ?

Afin d'étoffer son effectif au vue de sa partie
Fenec FC ouvre son recrutement aux jeunes joueurs motivés et qui veulent progresser.

🔹 Motivation🔹 Discipline🔹 Esprit d’équipe

Entraînement 📅
Mercredi 14h à 17h et Samedi 15 à 17h

Terrain d'entrainement
LTP Alarobia 🏟️

Tous ceux qui sont intéressés sont priés de venir directement en message privé ou envoyer un message sur la page FENEC FC Ivandry ⚽

Address

Ivandry
Antananarivo

Telephone

+261327225414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FENEC FC Ivandry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category