TOP II A FC

TOP II A FC "Izay mahasoa ataon' Andriamanitra".

1ère Place ny U15🐑🏆🥇Mody an-tanana indray ny Ondry🐑⚽🏃🏾Misaotra lesy zalah fa nahavita be ary nanandratratra ny voninahit...
24/05/2021

1ère Place ny U15🐑🏆🥇
Mody an-tanana indray ny Ondry🐑⚽🏃🏾
Misaotra lesy zalah fa nahavita be ary nanandratratra ny voninahitrin' ny tanana indray.🙏🏽


"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra."

J-1Fihomanana alohan' ny Finale U15 ary Quart de finale U20.🏆🥇🙏🏽Alefa zalahy a. Vitan-tsika io matoa nataon-tsika.✊🏾 "Iz...
23/05/2021

J-1
Fihomanana alohan' ny Finale U15 ary Quart de finale U20.🏆🥇🙏🏽
Alefa zalahy a. Vitan-tsika io matoa nataon-tsika.✊🏾


"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra."

Préparation avant les phases final🥵🦵⚽️
27/04/2021

Préparation avant les phases final🥵🦵⚽️

-Fanazaratena Alatsinainy 26 Avril ⚽🥅Tsy maintsy manomana sy miezaka mba ahatratrarana ny tanjona🏆✊🏾
26/04/2021

-Fanazaratena Alatsinainy 26 Avril ⚽🥅
Tsy maintsy manomana sy miezaka mba ahatratrarana ny tanjona🏆✊🏾

21/03/2021

Mankasitraka antsika ry lerony t@ vokatra,
De toizana tsy tapaka atrany ny kotrana e
Mazotoa jiaby e. 👊🤙⚽

Jour d 'entrainement 💪🔥⚽️ 🔥
18/03/2021

Jour d 'entrainement 💪🔥⚽️
🔥

  Alefa zandry isany👊⚽❤
18/03/2021


Alefa zandry isany👊⚽❤

Union fait la force.🤝🏾⚽The champions 🏆❤ 🔥
10/02/2021

Union fait la force.🤝🏾⚽
The champions 🏆❤

🔥

2éme place pas mal.👏🏽🥈🏆Arabaina ry zalah tamin' ny ezaka rehetra. Tsara fa tohizo ny ezaka⚽❤💪🏼"Izay mahasoa ataon'Andria...
07/02/2021

2éme place pas mal.👏🏽🥈🏆
Arabaina ry zalah tamin' ny ezaka rehetra. Tsara fa tohizo ny ezaka⚽❤💪🏼

"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra".
. Ezaho fantarina❤🔥

Jour de match à Andohalo.⚽❤"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra".Mirary fandresena ho antsika   ⚽❤✊🏾
07/02/2021

Jour de match à Andohalo.⚽❤

"Izay mahasoa ataon'Andriamanitra".
Mirary fandresena ho antsika ⚽❤✊🏾

Training ⚽🏃🏾
28/01/2021

Training ⚽🏃🏾

-Janvier 2021     ->Champions Amboditsiry🐑    ->Champions Andohalo 🏆🏅Tsara fiandohana ho antsika ity taona ity. Irarina ...
15/01/2021

-Janvier 2021
->Champions Amboditsiry🐑
->Champions Andohalo 🏆🏅
Tsara fiandohana ho antsika ity taona ity. Irarina mba hitohy hatrany ny ezaka izay efa nataotsika rehetra.⚽🏃🏾

TOP II A Fc⚽❤

Address

Amboditsiry
Antananarivo

Telephone

+261326831179

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TOP II A FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category