Structura

Call Directions Contact the business

Structura Construction, rénovation & plan 2D/3D à Antananarivo. Devis gratuit en 24h. Plus de 50 projets livrés à Madagascar.

Votre maison, notre passion.
📞032 73 563 43 / 034 98 562 78

𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔 𝗥+𝟭 𝗦𝗜𝗦𝗘 À 𝗕𝗬𝗣𝗔𝗦𝗦 – 𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗨𝗫 𝗘𝗡 𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗗𝗘 𝗙𝗜𝗡𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡 ! 🏗️✨Chaque étape nous rapproche du résultat final.📞 032 73 563 4...
06/11/2026

𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔 𝗥+𝟭 𝗦𝗜𝗦𝗘 À 𝗕𝗬𝗣𝗔𝗦𝗦 – 𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗨𝗫 𝗘𝗡 𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗗𝗘 𝗙𝗜𝗡𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡 ! 🏗️✨

Chaque étape nous rapproche du résultat final.

📞 032 73 563 43 / 034 98 562 78

✅ Plan 2D / 3D
✅ Devis
✅ Suivi de chantier
✅ Réalisation

𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗥𝗬 𝟯𝗗 𝗞𝗔 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔N𝗧𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔! 🏗️✨Toy izao ny fandrosoan'ny asa fanorenana villa R+1 i...
28/10/2026

𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗥𝗬 𝟯𝗗 𝗞𝗔 𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔N𝗧𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔! 🏗️✨

Toy izao ny fandrosoan'ny asa fanorenana villa R+1 iray, miaraka amin'ny endrika 3D novolavolaina mialoha ny hanombohana ny asa.

Ato amin’ny STRUCTURA, ny tanjonay dia ny hanampy anao hanantanteraka ny tetikasanao araka izay irinao, manomboka amin’ny famolavolana ka hatramin’ny fanantanterahana azy.

✅ Conception de plans 2D & 3D ✅ Modélisation et rendus 3D réalistes ✅ Devis quantitatif et estimatif (DQE) ✅ Construction de bâtiments ✅ Travaux de rénovation

💡 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗼𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼?
Aza misalasala manatona anay! Andao hiara-handinika ny tetikasanao mba hahitana ny vahaolana mifanaraka amin’ny filanao sy ny teti-bolanao.
📞 032 73 563 43 / 034 98 562 78
📩 Alefaso hafatra aminay raha mila fanazavana fanampiny.

✨️𝗧𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗲𝗼.Tsy fanamboarana fotsiny ny rénovation,...
21/08/2026

✨️𝗧𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗲𝗼.

Tsy fanamboarana fotsiny ny rénovation, fa fanomezana lanja vaovao ny toerana misy anao.
Araho tsy tapaka ny pejinay mba hahitanao ny fizotry ny asa.

Aza adino fa manana Pack azo isafidianana, natao mba hifanaraka amin’ny filànareo sy ny budget nareo izahay :
• Pack Standard
• Pack Feno
• Pack Premium 📩 Alefaso hafatra miafina izahay raha mila fanazavana na te hiresaka momba ny tetikasanao.

✅ Plan 2D / 3D
✅ Devis
✅ Fanaraha-maso chantier
✅ Fanorenana

📞 034 98 562 78 / 032 73 563 43
WhatsApp

𝗜𝘁𝗼 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 ! 🏗️Nantsoina izahay hanohy sy hamita ity trano ity, izay efa eo amin’ny 70% amin’ny gros ...
17/07/2026

𝗜𝘁𝗼 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 ! 🏗️

Nantsoina izahay hanohy sy hamita ity trano ity, izay efa eo amin’ny 70% amin’ny gros œuvre eo ho eo. Hitanareo ao amin'ny sary ao kosa ny endriky ny trano rehefa vita tanteraka ny asa.
Misaotra ilay tompon-trano amin’ny fahatokisana ny fomba fiasanay. Hiezaka izahay hanohy ny asa mba hahazoana vokatra tsara sy maharitra.

Araho tsy tapaka ny pejy raha te hahita ny fivoaran’ity projet ity, manomboka amin’ny état actuel ka hatramin’ny finition.

Aza adino fa ato aminay, afaka hitanareo mialoha amin’ny rendu 3D ny endriky ny trano rehefa vita na ny ivelany, na ny ao anatiny alohan'ny hanombohan’ny projet.

✨️𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗰𝗼𝗺𝗽𝗹𝗲̀𝘁𝗲 𝗱’𝘂𝗻 𝗮𝗻𝗰𝗶𝗲𝗻 𝗴𝗮𝗿𝗮𝗴𝗲 𝗲𝗻 𝗮𝗽𝗽𝗮𝗿𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗧𝟰 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗲𝘅𝘁𝗲𝗻𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗥+𝟭.À l’origine, l’espace servait de gara...
09/07/2026

✨️𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗰𝗼𝗺𝗽𝗹𝗲̀𝘁𝗲 𝗱’𝘂𝗻 𝗮𝗻𝗰𝗶𝗲𝗻 𝗴𝗮𝗿𝗮𝗴𝗲 𝗲𝗻 𝗮𝗽𝗽𝗮𝗿𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗧𝟰 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗲𝘅𝘁𝗲𝗻𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗥+𝟭.

À l’origine, l’espace servait de garage. Après étude, restructuration et travaux d’aménagement, il a été transformé en un appartement T4 fonctionnel, moderne et confortable, avec une extension en R+1 permettant d’optimiser la surface habitable.

Le chantier a suivi plusieurs étapes clés : reprise et adaptation de l’existant, extension structurelle, aménagement intérieur, pose de placo, finitions et mise en valeur des espaces pour des résultats conforme aux attentes du projet.

📩Contactez-nous pour vos projets de construction ou de rénovation.

✨ 𝗔𝗿𝘆 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝘀𝗲𝗵𝗼𝗻𝗮𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗶𝘁𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗮𝗻𝗮𝗸𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗶𝘁𝘆.Aménagement intérieur ho an’ny salle de réception, natao h...
03/07/2026

✨ 𝗔𝗿𝘆 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝘀𝗲𝗵𝗼𝗻𝗮𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗶𝘁𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗮𝗻𝗮𝗸𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗶𝘁𝘆.

Aménagement intérieur ho an’ny salle de réception, natao hanomezana endrika malalaka ary mifanaraka amin’ny fampiasana ilay toerana.

Anisan’ny mahatonga ny olona misafidy anay ny kalitaon’ny asa vita. Tsy plan 2D sy 3D fotsiny no ataonay, fa jerentsika miaraka amin’izany koa ny endrika anatiny, ny fandaminana ny toerana, ny jiro, ny loko ary ireo antsipiriany izay mampiavaka ny tetikasa tsirairay.

Manana Pack Standard, Pack Feno ary Pack Premium izahay, azo isafidianana arakaraka ny filàna sy ny budget ananan’ny tsirairay.

📩 Manana projet fanorenana na aménagement intérieur ve ianao? Andefaso hafatra miafina izahay raha mila fanazavana.

🏗️ Manomboka amin’ny hevitra ka hatramin’ny fanatanterahana: jereo amin’ireto sary ireto ny ampahany amin’ireo tetikasan...
27/06/2026

🏗️ Manomboka amin’ny hevitra ka hatramin’ny fanatanterahana: jereo amin’ireto sary ireto ny ampahany amin’ireo tetikasanay.

Tetikasa an-dalam-panatanterahana sy zava-bita vita. Ny tetikasa tsirairay dia karakaraina amim-pitandremana, mba hifanaraka amin’ny filàna, safidy ary ny tetibolan’ny mpanjifa tsirairay.

Aza adino fa manana Pack azo isafidianana, natao mba hifanaraka amin’ny filànareo sy ny budget nareo izahay :
• Pack Standard
• Pack Feno
• Pack Premium

Manana tetikasa fanorenana, fanavaozana trano, na fanamboarana tokotany ve ianao?

📩 Alefaso hafatra miafina izahay raha mila fanazavana na te hiresaka momba ny tetikasanao.

✅ Plan 2D / 3D
✅ Devis
✅ Fanaraha-maso chantier
✅ Fanorenana

📞 034 98 562 78 / 032 73 563 43
WhatsApp

✨️𝗔𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝘆.Tsiahivina eto ny iray amin’ireo tetikasa efa notanterahinay : ny f...
23/06/2026

✨️𝗔𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝘆.

Tsiahivina eto ny iray amin’ireo tetikasa efa notanterahinay : ny fanarenana sy fanavaozana ity Oniversiten’i Toliara ity.

Manana vina hanorina na hanavao trano koa ve ianao ? Aza misalasala mifandray aminay mba hanatanterahana ny tetikasanao amin’ny fomba matihanina ary natao ho takatry ny rehetra.

✅️Plan 2D/3D
✅️Devis
✅️Suivi de chantier
✅️Construction

📩Midira hafatra miafina avy hatrany !

Tsy avelanay ho anay rery fa ho zarainay aminareo ! ✨​Du concept à la réalité : on ressort un dossier de nos archives ! ...
20/06/2026

Tsy avelanay ho anay rery fa ho zarainay aminareo ! ✨

​Du concept à la réalité : on ressort un dossier de nos archives !
​En replongeant dans nos projets passés, on est retombés sur cette transformation incroyable qu'on ne vous avait encore jamais partagée.

✅️Plan 2d/3d
✅️Devis quantitatif et Estimatif
✅️Suivi de chantier
✅️Construction

📩Aza misalasala miditra hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny !

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐟𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 ?Alohan’ny hanombohana asa, tsara aloha ...
10/06/2026

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐟𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 ?

Alohan’ny hanombohana asa, tsara aloha ny mahita mazava hoe ho endrika manao ahoana ilay trano, ahoana ny fandaminana ny efitra, ary inona no mety indrindra amin’ny teti-bolanao.

Izahay dia manampy anao hamadika ny hevitrao ho plan 2D ary 3D mazava, mba hahafahanao mijery sy mandinika tsara ny tetikasanao mialoha ny fanorenana.

NHM, Brique éco : Vahaolana amin'ny fanorenana ekolojika miaraka amin'ny brique BTCS.

📩 Manana tetikasa hanorina trano ve ianao ? Aza misalasala mandefa hafatra miafina.

✅️Plan 2d/3d
✅️Devis quantitatif et Estimatif
✅️Suivi de chantier
✅️Construction

Address

Andranovory, Ambolokandrina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:30

Telephone

+261343306036

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Structura posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Structura:

Shortcuts

Share