01/10/2026
๐
๐ป๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ ๐๐๐๐ผ ๐๐๐ฟ๐๐ผ๐ ๐ผ๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ ๐๐๐, ๐๐๐๐ฝ๐ผ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ผ๐ ๐๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐๐
Ny fihenan'ny testosterone @ vatana dia mety manova ny endrika ivelan'ny lehilahy, ary dia mazava hoazy, mety hisy impact any @ performance-ny @ maha-lehilahy azy izany, ireto ary no tsara jerana :
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Lehilahy modamodaka, mety matavy mety tsia, fa tsy mafifamafy hozatra tsara misimisy lalandrร ireny.
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
Ny fitomboan'ny kibo, indrindra @ faritra ambany, dia matetika fambara ny fihenan'ny testostรฉrone, io no antsoina heo graisse de la ceinture abdominale, mety mahia kely aza izy fa matavy kibo ambany an! na ngeza koa dia ilay miroraka kibo ambany ireny.
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Anormalement izany, raha hoe mitombo ny nonon'ny lehilahy, samihafa ny hozatra nalaina tany @ salle de sport, noho ny musculation an, eto tena nono mila soutien mihitsy aza indraindray!
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ ๐๐ ๐๐๐๐ @ ๐๐๐๐๐๐
Mila jerena ihany aloha raha bandy tsy mpanao รฉpilation nefa tsy misy volonkelika, tsy misy volontratra, tsy misy volon'entana, ary manify kely koa ny volombava an! Tadidio fa ny testostรฉrone no mahatonga an'ireny volobe ireny any @ lehilahy.
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
Lehilahy manify taolana kely, ohatrany hoe fragile izany. Ary indraindray aza dia mianjera dia mora manao fracture. Ny testostรฉrone dia manana anjara asa @ fiarovana ny taolana, ary efa d'origine @ lehilahy mihitsy ny matevi-taolana noho ny vehivavy, ka raha mifanohitra @ izay, mety tsy normal.
๐ ๐๐๐๐๐ @ ๐๐๐๐๐ ๐๐*๐๐๐๐๐
Dysfonctions รฉrectiles, tsy mihenjana intsony rehefa maraina mifoha na @ alina, lasa kelibe ny voniny, mihena ny habetsahan'ny รฉjaculat!
๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ @ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Reradava sy mihena ny hery @ ankapobeny, lasa manao tsembodratsy sy mafana be tsy hay hoe ahoana izany oahatrn'ireny vehivavy mรฉnopause ireny, ary lasa tsy dia mahita tory firy, hany ka ny torimaso lasa tsy mahafa-bizana intsony.
Zay indray ary e! Mazotoa homana avokoa o!
๐ก๐ช๐ญ๐ธ๐ด๐ธ