30/04/2026
๐
๐๐๐ฆ๐ฉ๐ ๐ฬ ๐จ๐ง๐ ๐ฅ๐๐ฌ ๐๐๐/๐๐๐
๐Manafaingana ny fahamainan'ny vernis
โ
Mety amin'ny vernis semi-permanents, gels UV
๐Mandeha amin'ny adaptateur secteur 10W
โฐMisy safidy 3 amin'ny faharetan'ny sรฉchage : 5s, 30s, 60s
โจMora diovina, mora ampirimina rehefa en dรฉplacement
๐ท๏ธPrix du dรฉtail : 28.000 ariary
๐ธPrix de gros 5 piรจces et plus : 25.000 ariary
๐๐ฉAlefaso MP avy hatrany ary ny commande-nao miaraka amin'ny contact sy ny toerana handraisanao azy
๐ฆManao livraison Tanร sy provinces Mada,
๐Ho fandaminana ny enregistrement sy livraison dia ny ampitson'ny confirmation ny commande no mandeha izany livraison izanyโ