26/10/2026
❤️🔥🇲🇬 𝐌𝐈𝐒𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀, 𝐌𝐄𝐑𝐂𝐈 𝐏𝐀𝐑𝐈𝐒 ! 🙏🏽🤘🏽
Fisaorana lehibe ho an’ny tarika AMBONDRONA tamin’ity seho miavaka nankalazana ny faha-25 taonany ity, ary fisaorana manokana ho anareo mpijery rehetra izay tonga maro ary nanome ambiansy nafana hatramin’ny hira voalohany ka hatramin’ny hira farany !🔥
Mankasitraka 🙏🏽🤘🏾🎸