NGBI - Iharana Basketball

NGBI - Iharana Basketball Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NGBI - Iharana Basketball, Sports Team, Vohemar.

Match antsika magnaraka 💪🏿
13/08/2025

Match antsika magnaraka 💪🏿

12/08/2025

Defeat 32-60.

Aza adigna Match niany Vs Team Makoa ( Diego ).
12/08/2025

Aza adigna Match niany Vs Team Makoa ( Diego ).

Alefa fona 🔥
12/08/2025

Alefa fona 🔥

Ilay mpitarika, ilay fanilo. Ao anaty tanjaka, fitiavana sy fanoloran-tena no mibaiko. NGBI Iharana – tsy resy fa mianat...
07/07/2025

Ilay mpitarika, ilay fanilo. Ao anaty tanjaka, fitiavana sy fanoloran-tena no mibaiko. NGBI Iharana – tsy resy fa mianatra, tsy miala fa mitombo. 🔥🏀

NGBI BASKETBALL — tsy miady ho an’ny tenany fa ho an’ny ekipa iray manontolo.  Misaotra anareo rehetra manohana anay hat...
14/06/2025

NGBI BASKETBALL — tsy miady ho an’ny tenany fa ho an’ny ekipa iray manontolo.
Misaotra anareo rehetra manohana anay hatrany!

“Fiaraha-mientana ho an’ny fanatsarana! 💪🏀Vita soa aman-tsara ny fanamboarana sy fametrahana indray ny vavahadin’ny terr...
24/05/2025

“Fiaraha-mientana ho an’ny fanatsarana! 💪🏀
Vita soa aman-tsara ny fanamboarana sy fametrahana indray ny vavahadin’ny terrain de basket Anjoaty Stadium! Misaotra ny piara miasa rehetra nifanome tanana tamin’ny asa.

Basketball no fiainana, fitiavana no manosika! 🔧❤️

🪫🔌
18/05/2025

🪫🔌

Tsisy raha grave 💫 🪫🔌
27/04/2025

Tsisy raha grave 💫 🪫🔌

🪫🔌Séance du jour.
19/04/2025

🪫🔌
Séance du jour.

Address

Vohemar

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NGBI - Iharana Basketball posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category