Saha-M

Saha-M Pêche et loisirs

Spécial Paque 2022 manomboka ny sabotsy 16/04/2022 ka hatramin'ny alatsinainy 18/04/2022, ho antsika tia manjono fa indr...
11/04/2022

Spécial Paque 2022 manomboka ny sabotsy 16/04/2022 ka hatramin'ny alatsinainy 18/04/2022, ho antsika tia manjono fa indrindra indrindra ny Fibata:
👉 Dobo mirefy 1km mahery manodidina
👉 Nametrahana zana-trondro 3 taona lasa ary tsy mifahana fa naturel ka mihinana fintana tsara ary tsy mbola nakana
👉✨✨✨ Ny FIBATA Dia omena antsika maimaimpoana izay efa mitovy isa @ trondro ao anaty Dobo ✨✨✨
👉Misy amalona betsaka ihany koa
👉Afaka mahandro sakafo tsara
👉Misy lakana azo ampesaina
👉misy parking
👉Misy fiaraha-miasa @ Hotely any Vatomandry

Toerana Sahamatevina 10 km hiditra Vatomandry ( toerana amoron-dalana )

Raha Mila fanazavana fanampiny dia mandefasa teny mihafina na koa miantso mivantana 📞📞📞 034 86 130 68

Address

Sahamatevina
Vatomandry
517

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saha-M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share