Mr NALY mpitsabo Fery

Mr NALY mpitsabo Fery ๐Ÿ’๐Œ๐š๐งร ๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐ง๐จ๐š๐ง๐š ๐š๐ง'๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ™๐Ÿป
"NY DIAN-KAPOKA TAMINY NO NAHASITRANA AHY"

20/08/2026

Ho antsika izay manana fery sarotra tsaboana , aza misalasala manatona an'i Mr NALY mpitsabo Fery ety Anosizato Andrefa

10/08/2026

Mr NALY mpitsabo Fery

13/07/2026

MR NALY MPITSABO FERY

20/04/2026

Mr NALY mpitsabo fery
๐Ÿ“‡034 69 018 67 - 033 11 670 87

13/04/2026

MR NALY MPITSABO FERY
Ho anareo izay manana fery tsy mety sitrana manantona ety anosizato andrefana , fa vonona hikarakara sy hanasitrana anao Mr Naly

11/02/2026
02/02/2026

๐Ÿฅ ๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—˜๐—ฅ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ž๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐——๐—ข๐—ž๐—ข๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—ฌ
Manana olana amin'ny fery ve ianao na ny havanao? Na inona na inona karazan'izany, misy vahaolana izao:.
Fery sarotra sitranina (ohatra: fery vokatry ny diabeta na ulcรฉre).
Vay na fery vao (ratra vao vokatry ny loza na fandidiana).
Fery maina na fery mando (ireo tsy mety ho sitrana an-taonany maro).
Manana traikefa amin'ny fikarakarana ratra sy fery.

Fitaovana sy Fanafody: Mampiasa fomba mahomby hanafainganana ny fanasitranana ny sela. Karakaraina hatramin'ny farany mandra-pahafaka ny fery.

20/01/2026

๐ŸšจRaha toa ka mahaliana anao ny te-ahalala bebe kokoa ny fitsaboana izay entin'ny Mr Naly , manasa anao ho tonga mivantana ney Anosizato Ambaniala

26/12/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra o , Mirary fahasalamana ho antsika rehetra ๐ŸŽ„

08/12/2025

๐ŸŽ„DESAMBRA - MIRARY FAHASALAMANA HATRANY HO ANTSIKA MALAGASY REHETRA ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿฉบ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ!
Eto izahay dia manampy anao aminโ€™ny fikarakarana fery โ€” na fery mitaiza, fery taorianโ€™ny fandidiana, na ratra tsotra.
๐ŸŽฏ Tanjonay: ny fanasitranana haingana sy ny fiarovana ny fahasalamanโ€™ny hoditrao.

Address

Antananarivo

Telephone

+261343663047

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr NALY mpitsabo Fery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share