24/05/2026
ANNONCE !!!
Ho an’izay te hivoaka rahampitso nefa tsy misy toerana haleha 😄
👉 Misokatra tsara ny salle manomboka amin’ny 6h maraina ka hatramin’ny 18h hariva.
⚠️ Marihina fotsiny fa tsy eo ny coach rahampitso,
fa afaka manao séance tsara ianareo 💪🏋️♂️
📍Tongava manao sport,
aza avela hangatsiaka ny motivation