03/07/2021
Finday mandeha amin'ny herin'ny masoandro, afaka vidinao amin'ny findramam-bola ataonao ao amin'ny BAOBAB banque Madagascar amin'ny alalan'ny CREDIT Top Up
na jifainao mivantana eny amin'ny masoivo BAOBAB+ akaiky anao
Fanampim-panazavana, eny amin'ny masoivoa Baobab Banque akaiky anao na antsoy ny laharana ☎ 034 30 816 50 - 033 65 00 650 - 032 32 03 650 ☎
Na miantso ny BAOBAB + amin'ny laharana ☎ 034 11 373 39