Baoball

Baoball We love this game 🏀

Tahio ty ahintegna fa ty ahinolo tsy homeany 🫶

Toliara meilleur ✨

Amin'ny alahelo lehibe no mampandre antsika mpiaramonina, tapaka sy namana rehetra fa namoy reny, namoy vady, namoy zoky...
03/06/2026

Amin'ny alahelo lehibe no mampandre antsika mpiaramonina, tapaka sy namana rehetra fa namoy reny, namoy vady, namoy zoky, namoy anabavy.

Nody mandry omaly 02/06/2026 ny maman'i Aby sy Lucien - Vadin'i Vice président ny BAOBALL (Talé Njara BOA Njaraniaina Andry Harris )

Eny Ambohimahavelona moa no andrasana ny nofo mangatsiaka alohan'ny hametrahana azy amin'ny fasan-drazana ny zoma tolakandro hoavy izao.

Mirary fiononana hoan'ny fianakaviana iray manontolo

31/05/2026
🥰Félicitations à l'équipe de TSGV sacrée CHAMPIONNE de la 1ère édition du BAOBALL ORDSCHOOL 5x5 - catégorie VETERAN 🔥
31/05/2026

🥰Félicitations à l'équipe de TSGV sacrée CHAMPIONNE de la 1ère édition du BAOBALL ORDSCHOOL 5x5 - catégorie VETERAN 🔥

Address

Toliara
Tulear
601

Telephone

+261320329792

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baoball posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share