20/08/2026
Bonsoir ! Elaela izahay tsy hita e?
Fa nampihaon' i Andriamatoa Xavier sy Ramatoa kely Natacha ndray isika tamin'ity dihy mahafinaritra ity ❤😍
Tena amin'ny fo feno fitiavana be mintsy na dia tsy nisy répétition niaraka aza an! misaondraondra kely eo 🤣🙈 fa mamy be foana miaraka amin'ny fianakavin'izy roa kely 🥺😍
Zay fa dia horoka mamy ho anareo mpanaraka sy mpankafy ,mijere finaritra dia aza adino manisy réaction ny vidéo antsika 😉😘
Dia mirary tokatrano sambatra ho azy mivady ❤