27/04/2024
Ireto dia cousin avy any TANA sy zandry akama avy any Tsididy !
Ny 6 @ izy ireo dia efa milalao any @ sehatra matianina daholo(D1 National )
Ny 2 ao @ Ajesaia Tana
Ny 1 FC Mailaka
Ny 2 FC 3FI
Ny 1 MI20 (Goal)
Misy solotenany Espoir mahajeby koa ao an!
Disponible tsara zahay ra misy Amical à Tana !