05/08/2024
🎊☞︎𝟐𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 ny ℛ𝒶𝓋𝒾𝓃𝒶𝓁𝒶 raha toa ka nisokatra ny taona 2004 🕰️
☞︎𝟐𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 izay tsy nitsaharana nanome ny tsara hatrany ho anareo, ary 𝟐𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 izay nahatokisanareo anay.
☞︎Nandritra izany 𝟐𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 izany dia niezaka nanome fahafaham-po tamin'ny endriny maro ho anareo izahay toy ny:
𒊹︎Sakafo isan-karazany (vary sy laoka, soupe, mine-sao,...) ao amin'ny Hôtel Ravinala Gare 🚐.
𒊹︎Toerana fitsangatsanganana, fakana aina sy filalaovana (Basketball, pétanque, activités maro isan-karazany,...) toy ny ao amin'ny Ravinala Andranomadio🏞️🍀izay ahitanao ireo karazan-tsakafo rehetra misy eny amin'ny Hôtel sy Restaurant Ravinala, ahitanareo ihany koa ireo bungalows🛖 raha toa ka hijanona maharitra ianareo ary ny Grande salle de réception izay ahafahanareo manatanteraka ireo lanonana isan-karazany.
𒊹︎Ny Chambres d'hôtes izay ahafahanay mandray anareo eto Amin'ny gare routière 🛏️.
𒊹︎Ny restaurant, izay vao nisokatra tamin'ny 𝒟ℯ́𝒸ℯ𝓂𝒷𝓇ℯ 2023🤗, izay “𝒸𝒽𝒶𝓁ℯ𝓊𝓇ℯ𝓊𝓍“ sady manana "𝒶𝓂𝒷𝒾𝒶𝓃𝒸ℯ 𝓅𝓇𝒾𝓋𝒶𝓉𝒾𝓈ℯ́ℯ" ka ahitanareo ireo plats gastronomiques🍝, fast foods🍔 (Pizza, tacos, steak, frites, hamburger, sandwich, panini,...) ary ny zava-pisotro maro isan-karazany🥃.
🎊Ka noho izany dia maneho fankasitrahana lehibe ho anareo ny Ravinala ary ho soa hatrany anie ny fiarahantsika.💚
Mankasitraka tompoko.😁
𝐑𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚𝐥𝐚 𝐓𝐬𝐢𝐫𝐨𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐲-𝐆𝐨𝐮̂𝐭𝐞𝐳 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐟𝐟𝐞́𝐫𝐞𝐧𝐜𝐞