SEPA Bongolava

SEPA Bongolava Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SEPA Bongolava, Sport & recreation, Ts/didy, Tsiroanomandidy.

18/07/2025
Rpts ny fotoana tsika amn 9 ora maraina no manomboka.
18/04/2025

Rpts ny fotoana tsika amn 9 ora maraina no manomboka.

12/04/2025

Ao anatin’ny fankalazana ny faha 30 taona ny ONG FAMI, misy ny hetsika fifaninanana Tir a 3pts izay atao ny sabotsy 19 Avril ho avy izao. Manasa an-tsika ao anatin’ny salan-taona 17 atramin’ny 24 taona handray anjara.

Mikotrakotrana d manabe régime fa zay zao no feeling
02/04/2025

Mikotrakotrana d manabe régime fa zay zao no feeling

Fanombohan’ny taom-pilalaovana 2024-2025.
19/10/2024

Fanombohan’ny taom-pilalaovana 2024-2025.

Mankasitraka ireo ray amandreny amn fanohanana ny ankizy, ahafahana miatrika ny championnat national U16 atao aty Antsir...
25/08/2024

Mankasitraka ireo ray amandreny amn fanohanana ny ankizy, ahafahana miatrika ny championnat national U16 atao aty Antsirabe izao, indrindra fa ny ONG FAMI. Na ratsy fanombohana ary ny championnat dia vonona atrany ny ankizy hiaro ny voninahitry ny klioba sy ny faritra.

Nahafinaritra ny fanomboana ny andro voalohany ny « camp SEPA 2024 ». Isaorana ireo tompon’andraikitra lehibe teo anivon...
30/07/2024

Nahafinaritra ny fanomboana ny andro voalohany ny « camp SEPA 2024 ». Isaorana ireo tompon’andraikitra lehibe teo anivon’ny SEPA Madagascar sy ny ONG FAMI nanokatra izany tamn’ ny fomba ofisialy.

Efa vonona avoko ireo fitaovana ampiasaina mandritry ny camp SEPA 2024. Mankasitra an’i Onja Vmsonniaina amn fikarakaran...
28/07/2024

Efa vonona avoko ireo fitaovana ampiasaina mandritry ny camp SEPA 2024. Mankasitra an’i Onja Vmsonniaina amn fikarakarana.

15/05/2024

Address

Ts/didy
Tsiroanomandidy
119

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SEPA Bongolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share