USJFM Basket Club

USJFM Basket Club Club de basket Toliara l

Félicitations les USJFM ❤️🏀✨
13/04/2025

Félicitations les USJFM ❤️🏀✨

Mangina tsy midika resy 🤫😊😎
13/04/2025

Mangina tsy midika resy 🤫😊😎

Ny fihatahana foana no valiny tsara indrindra amin'ny famingavingan'ny hafa. Namako, aza mamaly ary aza mifamaly. Tazomy hoamin'ny zavatra manan-danja ny herinao.

Ny famingavingana dia taratry ny ao anatin'izy ireo, fa tsy hoe fanamby tsy maintsy hidiranao.

Ny famalianao indraindray dia fanambanianao ny tenanao hitovy aminy. Mangina ary mihataha ary aza manazava na inona na inona.

Que Dieu soit avec vous 🙏💚🏀
01/04/2025

Que Dieu soit avec vous 🙏💚🏀

❤️❤️❤️
21/02/2025

❤️❤️❤️

USJFM 😍❣️Championne du tournoi organisé par l'YMCA🎊🎈Félicitations les filles🥇🏀
11/02/2025

USJFM 😍❣️
Championne du tournoi organisé par l'YMCA🎊🎈
Félicitations les filles🥇🏀

Lay Ray mahakolokolo Téo fona ho anay Na @ mora Na @ sarotra🥺💙Miarahaba anao izahay  tsingerin-taona nahaterahanao izao🎉...
20/01/2025

Lay Ray mahakolokolo Téo fona ho anay Na @ mora Na @ sarotra🥺💙
Miarahaba anao izahay tsingerin-taona nahaterahanao izao🎉🎊🎂🎈
Ho ela vélona ho feno fahasalamana s'y fahombiazana anie anao Coach NRandria Nirina Nirina

Bonjour et bonne année à toutes et à tous!!!Miverina @ asabotsy izao 11 janoary 2025 ny entraînement ho an'i joueurs s'y...
09/01/2025

Bonjour et bonne année à toutes et à tous!!!
Miverina @ asabotsy izao 11 janoary 2025 ny entraînement ho an'i joueurs s'y joueuses rehetra
Toerana: NDN Tsianaloky
Ora: 12h30
Samia mitondra rano😊😀

Basket mampiray ❣️🏀
10/11/2024

Basket mampiray ❣️🏀

10/11/2024

Manomboka @ Alarobia 13 novembre ho avy izao ny école de basket ho anzay rehetra Liana,Na lahy n'a vavy 😊
Toerana : collège Notre dame de Nazareth Tsianaloky
Ora:12h30(alarobia s'y sabotsy)

Thank you Coach🏀❣️Always wishing you the best🙏
09/11/2024

Thank you Coach🏀❣️
Always wishing you the best🙏

never forget the people who teach you how to play basketball..! 🏀

10/10/2024

Address

Toliary

Telephone

+261334068954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when USJFM Basket Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category