IO'Renala

IO'Renala S'épanouir avec le sport, se développer par l'éducation.

💜 TONGASOA ETO MOROMBE IO’RENALA 💜⚽ TOURNOI DE VACANCES À MOROMBE ⚽Efa miroso amin’ny dingana farany ny Tournoi de Vacan...
30/08/2026

💜 TONGASOA ETO MOROMBE IO’RENALA 💜

⚽ TOURNOI DE VACANCES À MOROMBE ⚽

Efa miroso amin’ny dingana farany ny Tournoi de Vacances eto Morombe 🔥

✅ Demi-finale Aller
📅 Demi-finale Retour : Alarobia

Ary ny fotoana andrasan’ny rehetra dia ny GRANDE FINALE 🏆

📍 Morombe
📅 Sabotsy 05 Septambra

IO’RENALA : Manohana ny tanora, mampiray ny fiarahamonina amin’ny alalan’ny fanatanjahantena 🤝

Zahay io' renala bevata💜

🏀 𝐓𝐀𝐏𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎-𝐃𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐄́𝐓𝐄́𝐑𝐀𝐍𝐒 𝐒𝐘 𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑 𝐕𝐄́𝐓𝐄́𝐑𝐀𝐍𝐒 𝟐𝟎𝟐𝟔!🏆Nanomboka ny 0...
18/08/2026

🏀 𝐓𝐀𝐏𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎-𝐃𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐄́𝐓𝐄́𝐑𝐀𝐍𝐒 𝐒𝐘 𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑 𝐕𝐄́𝐓𝐄́𝐑𝐀𝐍𝐒 𝟐𝟎𝟐𝟔!🏆

Nanomboka ny 08 ka hatramin’ny 16 Aogositra 2026, niara-nankafy ny tontolon’ny basketball ny rehetra, tao anatin’ny fifaninanana, ny fifanomezan-tanana ary ny firaisankina. ⛹️‍♀️⛹️‍♂️🔥

🥇 IRETO AVY IREO EKIPA TOMPO-DAKA TAMIZANY

🏀 Vétéran Dames
🥇 Tompondaka : MBS – Analanjirofo
🥈 Laharana faharoa : La Renaissance – Atsinanana

🏀 Super Vétéran Dames
🥇 Tompondaka : PMBC – Analamanga
🥈 Laharana faharoa : JCBA – Analamanga

🏀 Vétéran Hommes
🥇 Tompondaka : BC Blindé – Analamanga
🥈 Laharana faharoa : SMBC – Analamanga

🏀 Super Vétéran Hommes
🥇 Tompondaka : TIIA BC – Analamanga
🥈 Laharana faharoa : ASTAR – Analamanga

👏 Arahabaina manokana ireo ekipa rehetra nandray anjara, ary indrindra ireo tompondaka sy ireo nahazo ny laharana faharoa noho ny ezaka sy ny fahombiazana vitan’izy ireo!

🙏 Fisaorana feno no atolotra ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny Fédération Malagasy de Basketball, ny Ligue de Basketball Menabe,ireo manam-pahefana ary ireo mpiara-miombon’antoka rehetra : Yas, MTB, Assurance Aro, XXL Mada ary I/O’RENALA.

💚 Misaotra antsika rehetra nandray anjara, na mivantana na an-kolaka, tamin’ny fahombiazan’ity hetsika lehibe ho an’ny basketball malagasy ity.

Ny fanatanjahantena mampiray antsika, ary ny fitiavana azy no mampitambatra antsika! 🏀🇲🇬

10/08/2026

Miezaka hatrany izahay mpitarika ato amin’ny IO’RENALA ho modely ho an’ny tanora… 💚

Ny fitarihana mantsy dia tsy mijanona amin’ny toromarika fotsiny, fa hita taratra amin’ny fihetsika sy ny ohatra aseho isan’andro.

Amin’ny alalan’ny fanatanjahantena sy ny fandraisana andraikitra,
IO’RENALA dia miezaka manentana sy manofana tanora hanana faharetana, fifehezan-tena ary toe-tsaina mpitarika.

Satria ny mpitarika tsara dia tsy mitarika amin’ny teny fotsiny, fa indrindra amin’ny alalan’ny ohatra asehony. 💚

IO’RENALA — Tanora mandroso, tanora mandray andraikitra.

🎓 𝐁𝐀𝐂𝐂 𝟐𝟎𝟐𝟔Tonga ny fotoana hanaporofoana ny ezakareo sy ny faharetanareo nandritra izay taona maro izay ry tanora, Noho...
20/07/2026

🎓 𝐁𝐀𝐂𝐂 𝟐𝟎𝟐𝟔

Tonga ny fotoana hanaporofoana ny ezakareo sy ny faharetanareo nandritra izay taona maro izay ry tanora,

Noho izany ataovy izay tsara indrindra vitanareo!

Mirary fahombiazana ho an'ireo tanora rehetra hiatrika ny fanadinana Baccalauréat 2026 izahay💜

18/07/2026

𝐀𝐑𝐆𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐄 𝐕𝐒 𝐄𝐒𝐏𝐀𝐆𝐍𝐄
𝐼𝑎 𝑟𝑜 ℎ𝑎𝑛𝑑𝑟𝑒𝑠𝑦? 🤔⚽

Aza tara amin'ny Projection ny Lalao Famaranana Mondiale 2026 karakarain'i IO'RENALA, tohanan'i Cosmos Madagascar. 💜

📅 19 Jolay 2026
📍 Parking Dinmamod – Nahamora
🕖 Hanomboka amin'ny 7 ora hariva ny fifaninanana sy ny hetsika.
🕙 Amin'ny 10 ora alina kosa no hanomboka ny projection ny lalao.

🎁 Hisy fifaninanana sy loka avy amin'i COSMOS, ary hisy ihany koa ny fifaninanana tanisa.

🎟️ Miavia maro!

17/07/2026

🌍𝐕𝐀𝐆𝐍𝐎 𝐊𝐎𝐀 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐈𝐀𝐋 𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐘 @ 𝐈𝐎'𝐑𝐄𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐈𝐆𝐍𝐘 ⚽

🌍 Ny lalao famaranana no fotoana andrasan’ny rehetra!

🇪🇸 ESPAGNE 🆚 🇦🇷 ARGENTINE

📅 Alahady 19 Jolay 2026
🕙 22H
📍 Parking Dinmamod – Namahora

🔥 Ia ro mety handresy?
⚽ Espagne sa Argentine?

Mitohy hatrany ny fiarahana, ny hafaliana ary ny ambiance miaraka amin’ny IO’RENALA 💜

Mevia maro hiara hiay ny fotoa bevata io

🌃  𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍  𝐌𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐈𝐀𝐋𝐄 𝐟𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐬𝐲 𝐞𝐬𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞! ⚽🔥Nifarana tamin'ny fandresen'i Espagne 2️⃣-0️⃣ an'i France ny d...
15/07/2026

🌃 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐈𝐀𝐋𝐄 𝐟𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐬𝐲 𝐞𝐬𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞! ⚽🔥

Nifarana tamin'ny fandresen'i Espagne 2️⃣-0️⃣ an'i France ny demi-finale voalohany. 🇪🇸👏

Na dia teo aza ny olana teo @ famatsiana herinaratra teto @ tampotananan'ny Morondava dia tsy nanaiky ny ekipa lojistikan'ny fikambanana IO'RENALA sy ireo pankafy baolina kitra rehetra.

Niezaka nitady vahaolana izahay mba hitohizan'ny projection sy hahafahan'ireo mpankafy niara-niaina ny hafalian'ny Mondiale hatramin'ny farany. 💜

😄 Fa mba lazao anay ange e...
namanle resy sa ilay nandresy nareo omaly

Zarao aminay ao amin'ny commentaire ary hoe mba nanao akory foliantsika nankaly igny?

IO'RENALA manolotra ho anao ⚽🌍PROJECTION MONDIALE – DEMI-FINALES🇫🇷 FRANCE (MBAPPÉ) 🆚 🇪🇸 ESPAGNE (LAMINE YAMAL)📅 Mardi 14...
14/07/2026

IO'RENALA manolotra ho anao ⚽🌍

PROJECTION MONDIALE – DEMI-FINALES

🇫🇷 FRANCE (MBAPPÉ) 🆚 🇪🇸 ESPAGNE (LAMINE YAMAL)

📅 Mardi 14 Juillet 2026
🕙 22H

🔥 Ary i

🏴 ANGLETERRE (HARRY KANE) 🆚 🇦🇷 ARGENTINE (MESSI)

📅 Mercredi 15 Juillet 2026
🕙 22H

📍 Parking Dinmamod – Nahamora

🟪 Tongava maro hiara-hijery sy hiaina ny ambiance miaraka aminay!

IO'RENALA

🏆💜 BASIKETY 3x3 : NAMIRAPIRATRA NY TALENTAN’NY TANORA TAO MANJA🏀Faly izahay mizara aminareo ny vokatra azo nandritra ny ...
12/07/2026

🏆💜 BASIKETY 3x3 : NAMIRAPIRATRA NY TALENTAN’NY TANORA TAO MANJA🏀

Faly izahay mizara aminareo ny vokatra azo nandritra ny fifaninanana Basket 3x3 nokarakarain’i IO’RENALA tao Manja farany teo.

🏆 Champion : UJBM (Union des Jeunes Basketteurs de Manja)
🥈 Vice-Champion : Galaxy

Tsy fifaninanana fotsiny izy ity,
fa fotoana iray nampiroboroboana ny talentan’ireo tanora mpilalao basikety,

nampahafantarana ny lanjan’ny fanatanjahantena ary nanamafisana ny firaisankina ao anatin’ny vondrom-piarahamonina.

Mankasitraka ireo ekipa rehetra nandray anjara, ireo mpanohana ary ireo rehetra niara-nanome aina ity hetsika ity. 🙌

IO’RENALA 💜
Sport • Jeunesse • Développement 🏀🌱

⚽Alefaso anie ny pronostic anareo amty PROJECTION MONDIALE  zay karakarainay io'renala ity🔥🇪🇸 ESPAGNE 🆚 🇧🇪 BELGIQUE📅 AND...
10/07/2026

⚽Alefaso anie ny pronostic anareo amty PROJECTION MONDIALE zay karakarainay io'renala ity🔥

🇪🇸 ESPAGNE 🆚 🇧🇪 BELGIQUE
📅 ANDROANY
⏰ 22H
📍 Parking Dinmamod – Nahamora
🎤 Animé par Haja

Venez nombreux partager un moment unique, vibrer ensemble et profiter de l’ambiance du grand football ! ⚽🔥

IO’RENALA 💜
Sport • Jeunesse • Développement

Address

Toliara

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IO'Renala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category