05/10/2026
Sabah al-khayr🙂
Zaraiko Tips kely indray ianareo mahakasika ny karazana moyen de transport aty Dubaï:
➡️Taxi lafo par rapport ny rehetra fa sûr kokoa!
➡️Métro sy Bus ça va ihany raha toa ka tsy maika
➡️Car lift , fiara privée afaka mizara trajet aminy olana koa.Misy manao prix mora kokoa dia misy manararaotra be!
➡️Pick-up truck ilay fiara misy benne ireny afaka itondrana entana bdb raha roa ka metsena ianao fa mitovitovy aminy taxi ihany ny frais.
➡️Ary ny farany, maka fiara privée en location toy izao nataoko izao afaka manao tarif journalier sady mahazo tombony ianao satria afaka manao guide anao ihany koa ilay tompon'ilay fiara✅
Lafo lafo ny sarany fa raha kajina dia io no tena mahafa-po , mila mahay manao kajy sy ittineraire ana lalana fotsiny👌, dia raha maro maro ianareo dia vao maika afaka mifampizara ny frais.
🚘Contacter-o Mahefa Bonnaventure
Outfit by Sisi Ornella
Coach Léti