Bikabika Aminazy

Bikabika Aminazy 💪🏾😁.
📌Salle de sport et remise en forme.
📌Coaching.
📌Tamatave : Anjoma à côté de l'OTIV.

☎️0347036424.

Mazotoa coiffure et esthétique Bikabika Manja. 😁
02/07/2026

Mazotoa coiffure et esthétique Bikabika Manja. 😁

Salama👋🏾
🌸Efa miverina misokatra zahay androany 🌸
Mirary volana vaovao feno fiadanan'ny Tompo🥰

🇲🇬 Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra  o 🇲🇬  Ekipa   👊🏾💪🏾
26/06/2026

🇲🇬 Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra o 🇲🇬
Ekipa 👊🏾💪🏾

25/06/2026

Salama👋🏾
Tsy misokatra ny salle de sport manomboka androany après-midi.
Lundi 29 Juin 2026 miverina misokatra.
Mirary soa.🇲🇬

12/06/2026

Salama👋🏾

❤️
🎂

Salama👋🏾❤️Nankalaza ny faha Dimy taona niorenan'ny "Salle de sport" BIKABIKA AMINAZY izahay équipe jiaby tamin'ny Sabots...
08/06/2026

Salama👋🏾
❤️Nankalaza ny faha Dimy taona niorenan'ny "Salle de sport" BIKABIKA AMINAZY izahay équipe jiaby tamin'ny Sabotsy 06 jona 2026 lasa teo.❤️
🤍MISAOTRA JESOSY 🤍


salama👋🏾Fetin'ny Reny omaly ka dia mbola faly miarahaba ireo "NENY na MAMA" izahay💖 Misaotra ny équipe   amin'ny cadeaux...
01/06/2026

salama👋🏾
Fetin'ny Reny omaly ka dia mbola
faly miarahaba ireo "NENY na MAMA" izahay💖
Misaotra ny équipe amin'ny cadeaux mamy Kely nataonareo surprise anazy.??😍

.
.

Salama👋🏾📌Aza adino fa efa misokatra ny salle de sport androany zoma 15May 2026 raha hikotrana .Ny kotrana dia mampatanja...
15/05/2026

Salama👋🏾
📌Aza adino fa efa misokatra ny salle de sport androany zoma 15May 2026 raha hikotrana .
Ny kotrana dia mampatanjaka, mahasalama, mahafalifaly.
ZAHAY ATO EFA MIANDRY ANAO FA TONGAVA EEE. 💪🏾😁

Salama👋🏾Arahabaina nahatratra  ny andro   Fiakarana. 😘 Ho aminareo anie ny Fiadanan'ny Tompo 🙏🏾. .
14/05/2026

Salama👋🏾
Arahabaina nahatratra ny andro Fiakarana. 😘 Ho aminareo anie ny Fiadanan'ny Tompo 🙏🏾.

.

Salama👋🏾📌Aza adino ny misotro rano.💧 .
13/05/2026

Salama👋🏾
📌Aza adino ny misotro rano.💧

.

Salama👋🏾❌Tsy misokatra ny salle de sport amin'ny Alakamisy 14 May 2026 fa " Ascension ". Misaotra Tompoko.
11/05/2026

Salama👋🏾
❌Tsy misokatra ny salle de sport amin'ny Alakamisy 14 May 2026 fa " Ascension ".
Misaotra Tompoko.

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00

Telephone

+261347036424

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bikabika Aminazy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share