As.Zatomi

As.Zatomi Créé par ALISON JEAN l'ancien N°10 de la BTMFC, de l'équipe nationale Malagasy passant par La Réunion et Maurice.

L' AS ZATOMI vise à éduquer et former par le billet du football les jeunes de Tamatave dans les catégories U-9 U-11 U-13 U-15 U-17 U-19

17/05/2026

💙🤍

Full time AS.ZATOMI 2-0 MMMAvec le doublé de notre défenseur stéphane Mitohy ny ady ry zalaaaaah misaotra anareo spectat...
17/05/2026

Full time

AS.ZATOMI 2-0 MMM

Avec le doublé de notre défenseur stéphane

Mitohy ny ady ry zalaaaaah misaotra anareo spectateurs tonga nijery ny premier match ny kely matsiro nay💙🤍 ary mbola manome toky fa mbola hiezaka bebekokoa noho ny iny izy reo hiaro voninahitry ny AS.ZATOMI



💙🤍

Androany ny andro voloahany izay hifanandrana aminy MMM isika AS.ZATOMI Izay antsoina hoe kely matsiro Androany 14h30 ao...
17/05/2026

Androany ny andro voloahany izay hifanandrana aminy MMM isika AS.ZATOMI Izay antsoina hoe kely matsiro

Androany 14h30 ao aminy stadium Barikadimy

Mitongava maro anohana ny ekipa tsika reto eeeh 💙🤍


14/05/2026

Mitongava maro aminy lahady ho avy zao mba anohana ny kely matsiro tsika eeh🤍💙

AS.zatomi vs MMM


Next Battle kely matsiro ohhh💙🤍
13/05/2026

Next Battle kely matsiro ohhh💙🤍

🔥⚽𝗙𝗔𝗚𝗡𝗢𝗙𝗢𝗞𝗔⚽🔥
📌𝗖𝗔𝗟𝗘𝗡𝗗𝗥𝗜𝗘𝗥
𝗣𝗛𝗔𝗦𝗘 𝗜𝗜

Tonga amin’ny dingana faharoa amin’ny ity fifaninanana Fagnofoka 2026 ity ny AS.ZATOMI hisaorana volohany ny Andriamanit...
12/05/2026

Tonga amin’ny dingana faharoa amin’ny ity fifaninanana Fagnofoka 2026 ity ny AS.ZATOMI hisaorana volohany ny Andriamanitra 💪

Ka nefa mbola ts tapitra ny lalana fa hiezaka anome ny tsara ary mb ho tonga amin’ny ambony indrindra izahay AS.ZATOMI Izay antsoy nay hoe Kely matsiro 💙🤍

Vokatry ny asa mafy izany na dia teo ny olana maro samy hafa fa niroso fona ka hitondra ny voninahitra ny AS.Zatomi izahay



13/04/2026

🔥𝐅𝐀𝐆𝐍𝐎𝐅𝐎𝐊𝐀🔥
𝐂𝐀𝐋𝐄𝐍𝐃𝐑𝐈𝐄𝐑 𝐃𝐄𝐒 𝐌𝐀𝐓𝐂𝐇𝐒
𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧é𝐞 𝐈𝐈𝐈

13/04/2026

🔥𝐅𝐀𝐆𝐍𝐎𝐅𝐎𝐊𝐀🔥
𝐑𝐄𝐒𝐔𝐋𝐓𝐀𝐓𝐒
𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧é𝐞 𝐈𝐈
Ligue de Football Atsinanana

Échange National 4ème édition 2024Quelques photosLigue de Football Atsinanana Commission des jeunes - LIFA KM ACADÉMIE
29/12/2024

Échange National 4ème édition 2024
Quelques photos
Ligue de Football Atsinanana
Commission des jeunes - LIFA
KM ACADÉMIE

⚽️Championnat National U-20 2024⚽️💥PHASE 2 Antananarivo 💥👉 Présentation d'effectifs📣 Les MILIEU DE TERRAIN     Fédératio...
06/12/2024

⚽️Championnat National U-20 2024⚽️
💥PHASE 2 Antananarivo 💥

👉 Présentation d'effectifs

📣 Les MILIEU DE TERRAIN



Fédération Malagasy de Football
Ligue de Football Atsinanana
Commission des jeunes - LIFA
Section Football Toamasina-I

⚽️Championnat National U-20 2024⚽️💥PHASE 2 Antananarivo 💥👉 Présentation d'effectifs📣 Les DÉFENSEURS     Fédération Malag...
06/12/2024

⚽️Championnat National U-20 2024⚽️
💥PHASE 2 Antananarivo 💥

👉 Présentation d'effectifs

📣 Les DÉFENSEURS



Fédération Malagasy de Football
Ligue de Football Atsinanana
Commission des jeunes - LIFA
Section Football Toamasina-I

Address

CEG Ratsimilao
Toamasina
501

Telephone

+261382815200

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As.Zatomi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to As.Zatomi:

Share

Category