DRJS Atsinanana

DRJS Atsinanana JEUNESSE ET SPORTS ATSINANANA

30/08/2026
🇲🇬 JOURNÉE INTERNATIONALE DE LA JEUNESSE 2026 – FARITRA ATSINANANA 🎉Tontosa tamim-pahombiazana ny fankalazana ny Journée...
28/08/2026

🇲🇬 JOURNÉE INTERNATIONALE DE LA JEUNESSE 2026 – FARITRA ATSINANANA 🎉

Tontosa tamim-pahombiazana ny fankalazana ny Journée Internationale de la Jeunesse 2026 teto amin’ny Faritra Atsinanana, fotoana iray lehibe nanamafisana ny firaisankina, ny fandraisana andraikitra ary ny fahavitrihan’ny tanora.

✅ Nanome voninahitra ny hetsika ny solontenan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Foibe, notarihin’Atoa Talen’ny Kabinetran’ny Minisitra.

✅ Tonga nanotrona sy niara-nankalaza ihany koa ireo solontena avy amin’ny Prefektoran’i Toamasina, niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka samihafa.

🙏 Mankasitraka indrindra ireo tanora rehetra tonga maro sy nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika. Ny fahavitrihana sy ny firaisankinanareo no antoky ny fahombiazan’izao fankalazana izao.

💪 Tanora mandray andraikitra, tanora manangana ny hoavy!





27/08/2026

JOURNEE INTERNATIONALE DE LA JEUNESSE - ATSINANANA

27/08/2026

Journée Internationale de la Jeunesse Atsinanana

26/08/2026
26/08/2026

Address

Avenue De L'Indépendance
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRJS Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DRJS Atsinanana:

Shortcuts

Share