AJSM Officiel

AJSM Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AJSM Officiel, Coach, Toamasina.

🕊️ Amin’ny alahelo lehibe no ampahafantaranay fa nodimandry tamin’ity herinandro ity ny rain’i Clara, mpilalao ato amin’...
08/08/2026

🕊️ Amin’ny alahelo lehibe no ampahafantaranay fa nodimandry tamin’ity herinandro ity ny rain’i Clara, mpilalao ato amin’ny kliobanay.
Nandritra ny fahavelomany dia anisan’ireo mpanohana mahatoky sy nafana fo indrindra ny ekipanay izy. ⚽💙
🙏 Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo izahay, indrindra ho an’i Clara. Enga anie Andriamanitra hanome hery sy hampahery anareo amin’izao fotoan-tsarotra izao. 🫂
Mandria am-piadanana. 🕯️🕊️

🕊️ C’est avec une grande tristesse que nous avons appris le décès, cette semaine, du père de Clara, joueuse de notre club.
De son vivant, il était l’un des supporters les plus fidèles et les plus fervents de notre équipe. ⚽💙
🙏 Nous adressons nos sincères condoléances à toute sa famille, et particulièrement à Clara. Que Dieu vous donne la force et le courage nécessaires pour traverser cette douloureuse épreuve. 🫂
Qu’il repose en paix. 🕯️🕊️

Alefa Barea đź’Şđź’Ş
21/02/2026

Alefa Barea đź’Şđź’Ş

🇲🇬🇲🇬 Miarahaba an’i Tohavina, voafantina handrafitra ny ekipam-pirenena U15, izay handray anjara amin’ny fifaninanana In...
15/12/2025

🇲🇬🇲🇬 Miarahaba an’i Tohavina, voafantina handrafitra ny ekipam-pirenena U15, izay handray anjara amin’ny fifaninanana Indian Ocean Festival U15 hatao any amin’ny Nosy Maurice.
Mpilalao mahafehy toerana maro i Tohavina, saingy ny toerana vodilaharana no tena mampiavaka azy.
Misaotra sy miarahaba ihany koa ny Klioba Mpanjaka Kids Ambohidratrimo, izay namolavola sy nanofana azy talohan’ny nifindrany taty amin’ny AJSM.

🇫🇷🇫🇷 Félicitations à Tohavina, sélectionnée pour intégrer l’équipe nationale U15 qui participera au tournoi Indian Ocean Festival U15, lequel se déroulera à l’île Maurice.
Tohavina est une joueuse polyvalente, capable d’évoluer à plusieurs postes, mais elle se distingue particulièrement au poste de défenseure.
Nos remerciements et félicitations vont également au club Mpanjaka Kids Ambohidratrimo, qui a assuré sa formation avant son arrivée à l’AJSM.

Ny klioba AJSM dia maneho ny fiaraha-miory manoloana ny fahalasan'i tompokovavy Donny mpilalaon'i ASKAM-AFA. Mampahery n...
01/07/2025

Ny klioba AJSM dia maneho ny fiaraha-miory manoloana ny fahalasan'i tompokovavy Donny mpilalaon'i ASKAM-AFA. Mampahery ny fianakaviany, indrindra ny fianakaviana ASKAM-AFA 🙏🙏🙏🙏🙏

Félicitations aux equipes Sabnam Vakinankaratra et FDM Sofia pour leur titre de Championnes de Madagascar de Foot à 11
18/05/2025

Félicitations aux equipes Sabnam Vakinankaratra et FDM Sofia pour leur titre de Championnes de Madagascar de Foot à 11

Mirary fahombiazana ho an'ny Barea Futsal vehivavy 🙏🙏⚽⚽
17/04/2025

Mirary fahombiazana ho an'ny Barea Futsal vehivavy 🙏🙏⚽⚽

Premier podium au niveau national pour l'AJSM 🙏🙏🥉🥉🥉.3ème place du Championnat National Futsal Feminin 2025
22/03/2025

Premier podium au niveau national pour l'AJSM 🙏🙏🥉🥉🥉.
3ème place du Championnat National Futsal Feminin 2025

Nos sincères condoléances à la famille du Coach Blaise ainsi qu'au Club Toulon FC. Repose en paix, Coach.
19/03/2025

Nos sincères condoléances à la famille du Coach Blaise ainsi qu'au Club Toulon FC.

Repose en paix, Coach.

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJSM Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share