The Tantsinanagna Riders

The Tantsinanagna Riders The tantsiananagna Riders, groupes des jeunes sportif à Tamatave. Riders et Freestyler (BMX, VTT, TRIAL, ROLLER)

24/03/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nanah Ny Masy, Ornella Angélique Figaro, Gagäh, Juliot Smith, Megane Caely, Ryah Rakotoarisoa, Jės Čøt, Yody Chan, Landrick Lor Thon

10/03/2024

Asio j'aime ny pejy dia araho hatrany. Mankafiza mijery hatr@ farany

Salama la Famille. Mizara ny sanganasan'i Rider Edmé (Cabreur)sy ny équipe jiaby . Mbola sombintsombiny fa mbola betsaka...
10/03/2024

Salama la Famille. Mizara ny sanganasan'i Rider Edmé (Cabreur)sy ny équipe jiaby . Mbola sombintsombiny fa mbola betsaka ery lerony any alô asesy. Hiezahana ampafantarina hoe misy tanora manantalenta any @ takotakona any. Tsy club iray fa Nohon'ny fanakafiazana an'ilay sanaganasa dia mifampizara sy mpampahantafantra. (Tamatave) Ride in Da street . Aza avela zalah

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy tsy tapaka. Mizara indray ny an'zalah Riders avy any Saint Marie,  ireo le izy ireo. Anto...
09/03/2024

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy tsy tapaka. Mizara indray ny an'zalah Riders avy any Saint Marie, ireo le izy ireo. Antonio Trial sy ny équipe n'lery. Misaotra ralah @ ilay nandefa sary. Lieu Saint Marie. Famille foana rehefa anaty ride, hafaka miara miasa foana tsika raha misy azo hifanampiana. Mandefasa ary hafatra miafina na messages privés. Ride for Life

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy. Hetsika 08Mars Andron'ny vehivavy t@ androany niarahanay t@ Club "Tamaga Xtreme" ire...
08/03/2024

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy. Hetsika 08Mars Andron'ny vehivavy t@ androany niarahanay t@ Club "Tamaga Xtreme" ireo zokinay sy "The Tantsinanagna Riders", izay nohotronin'ireo manampahefana ambony 08/03/2024. Misaotra équipe présent Rehetra God Bless you

"Nael & Deba" teny foana ery lerony miralahy isaky ny misy rendonnée atao. Isaorana hoan'ireo Ray aman-dreny namela azy ...
12/02/2024

"Nael & Deba" teny foana ery lerony miralahy isaky ny misy rendonnée atao. Isaorana hoan'ireo Ray aman-dreny namela azy ireo, sady anisany mpankafy deux roues hiany koa ireo RAD izy roalahy ireto sady Ex pilote Scooter ilay Raim-piakaviana no sady freestyler. Izahay koa miady -mahadomelina, izany hoe mandresy lahatra an'ireo tanora tsy hirona na ho tafaroboka @ resaka zava-madomelina na ny produit toxique. Ride for life

Niditra tapany faharoa izahay telo miralahy. Teto izahay nagata-dalana t@ ireo namana avy @ Club Fitness Moov Africa sy ...
05/02/2024

Niditra tapany faharoa izahay telo miralahy. Teto izahay nagata-dalana t@ ireo namana avy @ Club Fitness Moov Africa sy groupe FMI, satria teo Ivoloina hiany lo namaranan'ny zareo ilay randonnée firalahiana fa izahay kosa mbola nanohy kilometatra maromaro satria izany hiany ko efa nahazatra anay hatr@ izay. Mihezaka manao defit izahay satria ra nandeha nadeha 25 km izahay t@ ern-taona dia izao 32 km fois 2 izany 64 km allé et retour. En générale route secondaire ilay lalana nadehananay na fohikely aza ny trajet. Fa ra ratsiratsy ny pièce aleo hiany soloina fa enjana ny gravions sy lava-davaka. ireo hiany lo izahay no hafaka teto fa mbola misy équipe nay tokony tonga fa nisy andraikitra natao ry zareo dia tsy hafaka. Mafy ireo zandey kely ireo. Mbola hoavy ny fiara-miasa @ équipe hafa fa manana fotoanany ny zavatra rehetra. God bless T.T.R sy ianareo manaraka an'i pejy nay

Miarahaba antsika mpanarakan'ny pejy T.T.R indray. Mirazara ny hetsika sy firahana t@ ireo Clubs fitness MOOV AFRICA sy ...
05/02/2024

Miarahaba antsika mpanarakan'ny pejy T.T.R indray. Mirazara ny hetsika sy firahana t@ ireo Clubs fitness MOOV AFRICA sy zareo avy groupe FMI izay natao tany Ivoloina t@ tapa-bolana lasa teo, randonnée maimaivana no natao teto mba fiarahana sady fanatanjahantena hiany. Marihana fa izahay ato Club The Tantsinanagna Riders dia manao rendonnée hiany koa efa hatr@ voalohany fa nisy fotoana natsahatra no ny andraikitra maro samy hafa fa ho averinay indray ireo izay efa nisy teo. Misaotra betsaka anareo Equipe vahiny Groupe FMI sy Club fitness MOOV AFRICA. Maniry izahay mba hiaraka anao randonnée any toerana somary lavitra. Tsara tokoa fiarahana na dia somary nisy olana ara-technique kely fa nilamina hiany avy eo. Ride for life

04/01/2024
01/01/2024

izahay membres ato @ Club The Tantsinanagna Riders dia miaraha hoantsika rehetra ho nahatratriny taom-baovao 2024. Mahavita fety sambatra daholo ary é 👊👊👊

25/12/2023

🎉🎉🎉IZAHAY AVY ATY @ CLUB "THE TANTSINANAGNA RIDERS" DIA MIRARY FETY CHRISTMAS SAMBATRA HOANTSIKA REHETRA. 🎉🎉🎉

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Tantsinanagna Riders posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share