Légendes du football

Légendes du football Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Légendes du football, Sport & recreation, Toamasina.
(1)

🔴Mpan-dalina sy mpanadihady kitra maneran-tany🌏🇨🇰

🗞Mizara vao2 kitra -pototra📺

🏅Mizara ireo tsara ho fantatra sy tantaran'ireo du football taloha

Nb:🎯☏Afaka any amin'ny mp raha misy fanontanaina momba ny kitra

Simba lc elahy ry Olie Watkins ! Tsy fidiny hoan'i cr7 anie any fa efa hantitra e..Elahy mbola tanora ary mahay be nefa ...
27/08/2026

Simba lc elahy ry Olie Watkins ! Tsy fidiny hoan'i cr7 anie any fa efa hantitra e..Elahy mbola tanora ary mahay be nefa any sahady😪🥺

Woah!!! Raha mitohy izao dia ho saison blanche ny fc barcelone😁
27/08/2026

Woah!!! Raha mitohy izao dia ho saison blanche ny fc barcelone😁

L'homme qui changeait le dstin du match! Kevin De Bruyne 😊🙏
26/08/2026

L'homme qui changeait le dstin du match! Kevin De Bruyne 😊🙏

Classement please😁Liga resaka eto
26/08/2026

Classement please😁
Liga resaka eto

Miodina tsara machine Mbappé,nahavita triplé sahady
26/08/2026

Miodina tsara machine Mbappé,nahavita triplé sahady

26/08/2026

Akory aby aila2 zay e? Zao vao tafaverina

Nampidibaolina voalohany i Vini  vaovao!
26/08/2026

Nampidibaolina voalohany i Vini vaovao!

14/08/2026

Hanomboka rampitso ny la liga,
25Août ny volohany

Efa sasa-mianandry ny admin e

Magnao attaque ve Barça sa midefendre  ity?😁Fakafakao,porofoy
10/08/2026

Magnao attaque ve Barça sa midefendre ity?😁

Fakafakao,porofoy

💔🕊️ MISAONA NY TONTOLON'NY KITRA😭… 🇦🇷Nodimandro androany i Jorge Horacio Messi, rain'i Lionel Messi..68 taona izy no nin...
08/08/2026

💔🕊️ MISAONA NY TONTOLON'NY KITRA😭… 🇦🇷

Nodimandro androany i Jorge Horacio Messi, rain'i Lionel Messi..68 taona izy no nindaosin'ny fahafatesana izao,efa ela izy narary ka izay maty izao!
Any andrenivohitr'Argentin no misy azy hotronin'ny sy ny olona akaiky🖤

lty rainy ity no nazy,manaraka azy eny rehetra eny fona, izy no nanotrona azy t@fahakeliny t@olan'ny tsy fitomboan'ny sela tamin'ny Messi ka nahatonga azy nitombo halavana rehefa 'ny FC Barcelona i Messi!

🙏🏾Reposez en paix, Jorge Messi. 🕊️🇦🇷

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Légendes du football posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share