Ligue de kung-fu wisa Atsinanana

Ligue de kung-fu wisa Atsinanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ligue de kung-fu wisa Atsinanana, Sport & recreation, Toamasina.

18/08/2025
26/06/2025
LIGUE DE KUNG-FU ATSINANANA26 Jona 1960 - 26 Jona 2025 Nandray anjara tamin'ny filaharana izay nankalazana ny faha 65 ta...
26/06/2025

LIGUE DE KUNG-FU ATSINANANA

26 Jona 1960 - 26 Jona 2025

Nandray anjara tamin'ny filaharana izay nankalazana ny faha 65 taona niverenan'ny fahaleovantena ny Ligue de Kung-Fu Atsinanana.

Mankasitra ntsika rehetra izay tonga dia mirary fety sambatra hoantsika.

Alahady faha 18 Mai 2025Kotrana iraisana hoany Kung-Fu Wisa Toamasina ville.Mankasitra ntsika rehetra eeee
18/05/2025

Alahady faha 18 Mai 2025

Kotrana iraisana hoany Kung-Fu Wisa Toamasina ville.
Mankasitra ntsika rehetra eeee

Sabotsy faha 03 Mai 2025, Tontosa androany ny fananganana ny SECTION TOAMASINA I izay natao teny amin’ny DRJS Atsinanana...
03/05/2025

Sabotsy faha 03 Mai 2025,
Tontosa androany ny fananganana ny SECTION TOAMASINA I izay natao teny amin’ny DRJS Atsinanana.
Isaorana ny solontenan’ny Jeunesse et Sport Atsinanana, ny mpikarakara ny fifidianana sy ny mpandray anjara rehetra.
Mankasitraka ntsika rehetra.

Sabotsy faha 21 Décembre 2024Tontosa androany ny fandraisana ireo Champion National sy Vice-champion tamin'ny Compétitio...
21/12/2024

Sabotsy faha 21 Décembre 2024
Tontosa androany ny fandraisana ireo Champion National sy Vice-champion tamin'ny Compétition nationale farany teo iny sady famaranana ny taona 2024 hoany Ligue Atsinanana.
Izay natrehiny solontenan'ny DRJS Atsinanana sy membres Ligue sy ny solontenany Club eto Toamasina eto antoerana.
Misaotra ntsika rehetra izay tonga sy ntsika rehetra izay nikarakara.
Mirary soa sy fety sambatra hoantsika rehetra.
Mandresy mandrakariva !

Assemblée GénéraleTontosa androany ny sabotsy faha 07 Décembre 2024 ny Assemblée Générale ny Ligue Atsinanana izay natre...
07/12/2024

Assemblée Générale

Tontosa androany ny sabotsy faha 07 Décembre 2024 ny Assemblée Générale ny Ligue Atsinanana izay natrehiny solontenan'ny DRJS.

Natolorany attestation sy Survêtement ireo izay hisolontenany Ligue Atsinanana izay hanao championnat National ny 14 sy 15 Décembre hoavy izao.

Ary nahazo fitaovana koa ny ligue ilaina amin'ny compétition m toy ny Plastron, Casque sns izay avy tamin'ny olona tsara sitrapo.

Isaorana ny filohan'ny tamin'ny fadaminana sy tamin'ny fitaovana sns, isaorana koa ntsika rehetra izay tonga niatrika an'ilay fivorina.

Mandresy mandrakariva

Mankasitraka!

Address

Toamasina
501

Telephone

+261344689412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ligue de kung-fu wisa Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share