02/10/2026
🚨 Mbola tsy misy kotrana isika rampitso sabotsy 03 Octobre 2026, nohon'ny "formation" izay mbola hatrehan'ireo coach antsika.
Entanina ny rehetra amin'ny famerimberenana ireo zavatra nianarana nandritra ireo kotrana izay natao taty. ☺️