23/12/2025
Mbola tsy tara raha haka forme 1er Janvier aaa😊😊😊 (fa mety hoe 2027)🤭🤭
Ny 24 Décembre sy 31 Décembre isika hatramin'ny 12 ora atoandro
Ny 25 Décembre kosa tsy misokatra
Aveo 1er Janvier hatramin'ny 4 Janvier maka aina kely
5 Janvier dia raikitra ndray ny fangalana forme 💪💪💪