Espace Palais des Roses

Espace Palais des Roses Espace Palais des Roses, Près ex Samara Ankadindramamy, Route de Tamatave

12/04/2022
thème doré 🤗
10/12/2020

thème doré 🤗

Ry mpanjifa hajaina, ilazana isika fa ny hébergement eto amin'ny Espace Palais des Roses dia misokatra ho anao mandritra...
06/04/2020

Ry mpanjifa hajaina, ilazana isika fa ny hébergement eto amin'ny Espace Palais des Roses dia misokatra ho anao mandritra izao confinement izao.
Marihina fa mandray ny fepetra rehetra ny hotely manoloana ny ny fisian'ny COVID-19.

Ilazana ihany koa ny mpanjifa fa ny Restaurant-Karaoké-salle de réception dia mikatona mandritra izao confinement izao.

Contact azo hiantsona anay dia ny: 033.72.917.06 ary 034.06.224.09

MIRARY SOA HO ANTSIKA REHTRA TOMPOKO.

12/12/2017

CABARET ACOUSTIC - Open Mic
Miaraka @ Tobe Tita ary Jakina
Ny zoma 22 Dec 2017 hoavy zao
Manomboka @ 19h30
Entree libre ahn.
Fa ny consommation no obligatoire 😊😉
Tongava maro e.
Programme :
- cabaret interpretation
- open mic ( fandraisana anjara )
- Discotheque
Info line : 033.14.256.35

Manantena ny fahatongavanareo ahn :)

Thème printemps :)
09/10/2017

Thème printemps :)

Espace palais des Roses dia misokatra hoanao ny pâques 16 avril 2017 sy lundi de pâques 17 avril 2017 hoavy zaoEspace pa...
15/04/2017

Espace palais des Roses dia misokatra hoanao ny pâques 16 avril 2017 sy lundi de pâques 17 avril 2017 hoavy zao

Espace palais des Roses sera ouvert pour vous pour ce pâques 16 avril 2017 et ce lundi de pâques 17 avril 2017

- Restaurant aux fruits de mer et autres spécialités
- Piscine 6.000 Ar ny Prix d'entrée
- Karaoke ouvert à partir de 10H00
(afaka mitondra guitare / possibilité d'apporter un guitare)
- Hébergement à partir de 30.000 Ar

Pour plus d'info, contacter le 032.05.288.76 ou le 033.14.256.35

Address

Près Ex Samara Ankadindramamy
Tananarive
101

Telephone

+261320414755

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Palais des Roses posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Espace Palais des Roses:

Shortcuts

Share