Kitra Sambava

Kitra Sambava Le Football change la vie

Hatao Eto amin'ny Terrain PK10 - Ambohimalaza, FINALE SUPER COUPE, Dimanche, amaray le 22 Septembre 2024..Coupe Aomby Te...
21/09/2024

Hatao Eto amin'ny Terrain PK10 - Ambohimalaza,
FINALE SUPER COUPE,
Dimanche, amaray le 22 Septembre 2024..
Coupe Aomby Telo.
A 13H 00: Match d'ouverture
ร€ 15H 00: FC KARANY Antsahalaligny vs FC EDDY AMBINANIBE.
Venez nombreux !

Hatao Eto amin'ny Terrain PK10 - Ambohimalaza, FINALE SUPER COUPE, Dimanche, le 22 Septembre 2024  ho avy zao..Coupe Aom...
17/09/2024

Hatao Eto amin'ny Terrain PK10 - Ambohimalaza,
FINALE SUPER COUPE,
Dimanche, le 22 Septembre 2024 ho avy zao..
Coupe Aomby Telo.
A 13H 00: Match d'ouverture
ร€ 15H 00: FC KARANY Antsahalaligny vs FC EDDY AMBINANIBE.
Venez nombreux !

28/08/2024
28/08/2024
24/08/2024

VAOVAO MAHAFALY HO AN'IREO BACHELIERS 2024: AFAKA MANAO FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY

๐Ÿ‘ฎ Araka ny toromarika avy amin'ny .

๐ŸŸข Ireo tanoralahy sy vavy rehetra afaka tamin'ny teo, ka mahafeno ny fepetra takiana rehetra dia:

๐Ÿ“Œ Afaka manatitra ireo antontan-tararasy takiana eny anivon'ny akaiky azy.

๐ŸŸฅ Mihemotra hatramin'ny 30 Aogositra 2024 izao ny daty fara-fanaterana ny antontan-tararasy.

โ–ถ๏ธ Ho an'ireo vao afaka BAC: raha misy ny attestation de rรฉussite dia raisina, na koa ny avy amin'ny no taratasy fanamarinana entina.

๐Ÿ™ Ampitapitao.

๐Ÿ“Œ Ndao hanao zandary fa tsara anie ity zandary ity ry zandry e !

๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ

ยฉ CIRGN

14/08/2024

Kitio soratra manga kely io ๐Ÿ‘†๐Ÿ‘†
--------------------โ™ฅ---------------------

Tournoi SUPER COUPE, COUPE AOMBY TELO (03).Phase : Demi Finale aller. Tontosa soa amantsara androany , dim 11 Aout 2024 ...
13/08/2024

Tournoi SUPER COUPE,
COUPE AOMBY TELO (03).
Phase : Demi Finale aller.
Tontosa soa amantsara androany , dim 11 Aout 2024 ny Match nihaonan'ny FC KARANY Antsahalaligny vs F.C.A Antanifotsy. 3 ร  0 ny en faveur FC KARANY Antsahalaligny tamin'ity match Aller fa @ Dimanche, le 08 Septembre 2024 ny Match retour. Manantena ny Surprise ny F.C.A Antanifotsy.
Agny koa rendez-vous

Ity programme ร  PK10Dim le 11 Aoรปt 2024 bon ambiance
10/08/2024

Ity programme ร  PK10
Dim le 11 Aoรปt 2024
bon ambiance

Address

Sambava
208

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitra Sambava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kitra Sambava:

Share