Law Of Shaolin Shu Sab/Nam

Law Of Shaolin Shu Sab/Nam 🇨🇳☯ WUSHU (Art Martiaux Chinois)☯🇲🇬
Antananarivo - Avaradrano - Sab/Nam

Sortie Wushu sab nam au temple xizu andronovelona🙏🏻☯
10/08/2026

Sortie Wushu sab nam au temple xizu andronovelona🙏🏻☯

10/08/2026

🤜🏻🫷🏻
23/02/2025

🤜🏻🫷🏻

Tontosa soa aman-tsara ny fifidianana ny filoha vaovao hitantana ny Wushu Fédération eto Madagasikara.Ny filoha teo aloh...
23/02/2025

Tontosa soa aman-tsara ny fifidianana ny filoha vaovao hitantana ny Wushu Fédération eto Madagasikara.

Ny filoha teo aloha RAMAHERISON JOSE-Maître GAO no mbola lany tamin'ny fifidianana izay natao.

Ny club Law Of Shaolin Shu Sab/Nam dia faly miarahaba ny filoha Vaovao RAMAHERISON JOSE - Maitre GAO sy ny Mpiara-miasa aminy rehetra ary isika Mpikambana sy Mpikatroka rehetra.

Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦

06/02/2025
Fifiarahabana  nahatratrarana ny taona  vaovao 2025 niarahana t@ ireo mpikatroka  wushu eto anivon'ny commune sabotsy -N...
27/01/2025

Fifiarahabana nahatratrarana ny taona vaovao 2025 niarahana t@ ireo mpikatroka wushu eto anivon'ny commune sabotsy -Namehana izay tarihan sifu Mamy , notanterahina omaly 26 janoary 2025 .

Ny club Law Of Shaolin Shu sab/Nam dia mirary taona feno fahombiaza ho antsika rehetra .

26/01/2025

Address

Sabotsy Namehana
Sabotsy-Namehana

Telephone

+261338432679

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Law Of Shaolin Shu Sab/Nam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share