As Requin

Directions

As Requin As Requin Football

Victoire ✅️AS REQUIN 3 - 0 TONEUR FC Celestin ⚽️Eddy ⚽️Max ⚽️Io ndrek gao io !!!
19/04/2026

Victoire ✅️
AS REQUIN 3 - 0 TONEUR FC
Celestin ⚽️
Eddy ⚽️
Max ⚽️

Io ndrek gao io !!!

❌️❌️MI-TEMPS Io ndrek gao io !!
19/04/2026

❌️❌️MI-TEMPS
Io ndrek gao io !!

PIC 📸sary niany tamin'ny fagnanovana ny terrain TSARARIVOTRA Nosy-Varika 🏟As Requin 🦈🦈
15/04/2026

PIC 📸sary niany tamin'ny fagnanovana ny terrain TSARARIVOTRA Nosy-Varika 🏟

As Requin 🦈🦈

Akory aby eee !!! Match amical izay hifanodonana @ TONEUR FC , atao ny Alahady 19 Avril 2026 hoavy izao.Ao @ kianja mala...
14/04/2026

Akory aby eee !!!
Match amical izay hifanodonana @ TONEUR FC , atao ny Alahady 19 Avril 2026 hoavy izao.
Ao @ kianja malalaka ny Tsararivotra Nosy-Varika 🏟 , manomboka @ 2 ora tolakandro.

Tongava aby azalay izaha fa de rah any amnio 🙏

Io ndrek gao io 🦈🦈

Avy gao bitaka , de gao maventy ndreka 🙏As Requin Football
08/12/2025

Avy gao bitaka , de gao maventy ndreka 🙏

As Requin Football

Efa misy koa arika ny U15 😊VOLONTÉ,  DISCIPLINE,  FORCE Mitohy fezay izy ato 😊😊As Requin 🦈
07/12/2025

Efa misy koa arika ny U15 😊

VOLONTÉ, DISCIPLINE, FORCE

Mitohy fezay izy ato 😊😊

As Requin 🦈

Manangana , manatsara dia mampitombo...As Requin U13 🦈
06/12/2025

Manangana , manatsara dia mampitombo...

As Requin U13 🦈

Address

Nosy Varika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As Requin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share