HV GYM

Directions

HV GYM Musculation_Cardio_Fitness
Adresse: Camp Vert à côté Pizza Eden route vers Jirama Hell Ville
Contact: +261 32 51 232 38

📢 FANAMARIHANA HO AN’NY CLIENTS-NY HV GYMMaro aminareo no mitady coaching rehefa manao sport, saingy misy zavatra iray t...
09/10/2026

📢 FANAMARIHANA HO AN’NY CLIENTS-NY HV GYM
Maro aminareo no mitady coaching rehefa manao sport, saingy misy zavatra iray tiako hampahatsiahivina antsika rehetra.

Raha tsy tianao hokasihin’ny coach ianao rehefa manitsy ny fihetsikao mandritra ny exercice, dia ampahafantaro azy mialoha fa tianao ny hanazavany sy hanoroany anao am-bava fotsiny, fa tsy hikasihany anao .

Vao haingana, nisy tranga nahatonga ny coach ho torana tampoka, satria rehefa nanitsy ny fihetsiky ny cliente iray izay nanao mouvement tsy nety izy, dia nilaza ilay madame fa hametraka 《 plainte 》noho izy.

Koa ry clients, mba rariny ve raha tsy lazaina mialoha izay zavatra tsy tianareo, nefa rehefa manitsy anareo ny coach vao miteny ianareo !

Marihina anefa fa tsy mitovy ny olona rehetra, ary zon’ny client foana ny mametraka ny fetra momba ny vatany. Afaka manitsy sy manazava ny coach, saingy tsara kokoa raha mifampiresaka sy mifanaraka mialoha ianareo.

HV GYM — Discipline • Performance • Résultats .

04/10/2026
□  AMIN’NY TONTOLON’NY SPORT, TSY MISY HOE “MAMBOLY VOKY” NA “TSY MAMBOLY VOKY”!□  NY FIEZAHANAO IHANY NO MAMORONA NY VO...
15/09/2026

□ AMIN’NY TONTOLON’NY SPORT, TSY MISY HOE “MAMBOLY VOKY” NA “TSY MAMBOLY VOKY”!
□ NY FIEZAHANAO IHANY NO MAMORONA NY VOKATRA.

HV GYM — Discipline • Performance • Résultats.

Mety hiova loko indray ny HV GYM ato2, miezaka manatsara hatrany isika mba hampazo anareo client izay tsy misaraka amina...
09/09/2026

Mety hiova loko indray ny HV GYM ato2, miezaka manatsara hatrany isika mba hampazo anareo client izay tsy misaraka aminay .

□ ZAVATRA TSARA TOKONY HAZAVAINA AMIN’NY OLONA MIARAKA AMINAO 🏋️‍♂️😂Tsy midika akory hoe mampirafy anao ny vadinao rehef...
06/09/2026

□ ZAVATRA TSARA TOKONY HAZAVAINA AMIN’NY OLONA MIARAKA AMINAO 🏋️‍♂️😂
Tsy midika akory hoe mampirafy anao ny vadinao rehefa tsy mikitika na tsy manao RS aminao mandritra ny fotoana maro.
Indrindra ho an’ireo manao sport sy mikarakara forme, dia mety hisy fotoana tena mifantoka amin’ny entraînement, récupération ny vatany izy. 💪
Ka aza tonga dia mieritreritra hoe: 👉 “Fa maninona izy no tsy te hanao RS amiko?” 👉 “Sao dia misy olon-kafa?”
Diso ianao raha toa ka izay no ao antsainao.

□ MBOLA TADIDINAREO VE IRETO SARY IRETO?👀 IZA AMINAREO IREO MBOLA MIKOTRANA HATRAMIN’IZAO? 🙋‍♂️🙋‍♀️ Asio tsangatanana ke...
05/09/2026

□ MBOLA TADIDINAREO VE IRETO SARY IRETO?
👀 IZA AMINAREO IREO MBOLA MIKOTRANA HATRAMIN’IZAO?
🙋‍♂️🙋‍♀️ Asio tsangatanana kely ✋ izay mbola tsy niala tamin’ny sport hatramin’izay!
😅 Fa izay efa nijanona kosa… aza menatra fa mbola afaka miverina foana e!
👉 Lazao amin’ny commentaire hoe: “MBOLA MIKOTRANA 💪” raha mbola ao anaty combat ianao! 😎
NY HV GYM — Tsy mijanona, fa mandrosohatrany!

ANAO KOA TIA HAHITA VOKATRA TSARA? MANAGNA FAHARETANA, RESEO NY HAKAMOAN, ARY MAKA OLONA IRAY ATAONA MODELY.NY EZAKA ATA...
14/08/2026

ANAO KOA TIA HAHITA VOKATRA TSARA?
MANAGNA FAHARETANA, RESEO NY HAKAMOAN, ARY MAKA OLONA IRAY ATAONA MODELY.
NY EZAKA ATAONAO ANIO NO MITONDRA NY VOKATRA IRINAO RAHAMPITSO. 🏋️‍♂️

Address

Nosy-Be

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HV GYM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share