06/08/2026
๐ ๐ต๐๐ด๐๐ต-๐ฉ๐๐ต๐๐ต๐ผ๐ฏ๐๐ป๐๐จ ๐ฐ๐๐ฌ๐ ๐๐จ๐๐ฌ๐๐ฐ๐๐ถ๐'๐๐ ๐ญ๐ผ๐น๐๐ป๐๐จ ๐ด๐๐ต๐ผ๐ฉ๐ ๐
๐ Morondava | 06 Aogositra 2026
Notsenaina taminโny fomba manetriketrika ireo mpilalao sy mpanazatra nahazo ny anaram-boninahitra ๐o๐ฆp๐จn๐a๐คa๐ง'๐ข ๐a๐a๐ a๐ฌi๐คa๐ซa 2๐2๐ tamin'ny taranja Beach Soccer, ho fankasitrahana ny ezaka sy ny zava-bita nitondra avo ny anaran'ny Faritra Menabe.
๐ฅ๐ฅNandritra ity fotoana ity dia notoloranโny ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ marim-pankasirahana ireo mahery fo ireto.
Ireo tompon'andraikim-panjakana nandray fitenenana, dia niarahaba sy nankasitraka ireto tompondaka ireto ary nanamafy ny fahavononana hanohana hatrany ireo atleta sy tanora izay miezaka hitondra avo ny voninahitry ny Faritra Menabe.
Ireo mpilalao sy panazatra kosa dia naneho fisaorana feno ireo ray aman-dreny, ny vahoakan'i Menabe ary ireo rehetra nijoro teo anilan'izy ireo indrindra ny de Football Menabe, noho ny fanohanana sy ny fiarahana tamin'ny dianโizy ireo hatrany aminโny voalohany ka hatraminโizao fandresena izao lehibe.
Ny Ligue de Football Menabe dia miarahaba sy misaotra ireo mpilalao, mpanazatra, ray aman-dreny, mpiara-miombon'antoka ary ireo rehetra nanohana.
๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ โ ๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐ก ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐ฅ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ โฝ