29/08/2026
MERCATO D'ETE 26 | Tapitra, tapitra koa ary nivoaka ilay klioba akaiky an'i Mbaye!!
ππΌ Nahita marimaritra iraisana teo amin'ny klioba ry zareo Aston Villa ary niasa mangina izy ireo nanoloana an'ity titis antsika ity
ππΌ 55Mβ¬ ny saram-pifindrany ao amin'ny A.Villa π°
ππΌ Tanteraka ny fanirian'ny fianankavian'i Mbaye, satria efa ela no nanampaniriana an'izao izy ireo, ka izao tontosa soamantsara izao
ππΌ Ny Aston Villa koa moa, niasa mangina tambadikan'ny Liverpool, saingy, nijanona ny Liv rehefa nahita hoe niroborobo ny raharaha.
Kanefa, na ny orinasa na mpanao gazety rehetra tsy nahay hoe iza ary izany klioba nampitsahatra any Liv izany. Kay ry zareo Aston Villa, izay klioba voalohany nikitika an'i Mbaye ihany π
ππΌ Noho izany, dia anio hariva no handeha hanidina hoany Angleterre i Mbaye hiatrika ny zavatra rehetra ao Aston Villa π₯²π₯²
(ποΈ Fabrizio Romano, Le Parisien PSG)
ββ€οΈπ