Alpha Sport

Alpha Sport Intégrez une communauté motivante pour vos objectifs sportifs (musculation, amincissement...)

08/01/2026
Bonne année ary mankasitraka anareo misafidy hatrany ny Alpha Sport🙏Misokatra ny salle manomboka amin'ny lundi 05/01/202...
02/01/2026

Bonne année ary mankasitraka anareo misafidy hatrany ny Alpha Sport🙏
Misokatra ny salle manomboka amin'ny lundi 05/01/2026 an💪
Efa manadio à fond mintsy ato hitsenàna anareo🥰 Dia mba Sady manaramaso no mi teste no maka tahaka Kely lay fanaonareo e😀😀😀
Izay fa tongava daholo amin'izay ary hanintsana ny matsiro nandritry ny fety e🤜
MAMAN ALPHA SPORT❤️❤️❤️

31/12/2025

Arahabaina ianao nahatratra izao faran'ny taona izao. Nanahoana ny taona 2025? Nahazoambokatra ve? Raha ENY Dia mankahery anao hitozo hatrany , raha TSIA Dia aza kivy fa fiainana hizarana Io ka hotratra foana eny ny tanjona.
Dia Samia tratry ny rahampitso aby isika e🥳

Mirary Krismasy sambatra hoantsika rehetra.Hampitombo fifankatiavana hatrany isika.❤️Mampatsiahy fa mikatona ny  Salle A...
24/12/2025

Mirary Krismasy sambatra hoantsika rehetra.Hampitombo fifankatiavana hatrany isika.❤️
Mampatsiahy fa mikatona ny Salle ALPHA SPORT fa hianoka amin'ny fety isika🥳Ary ny alatsinainy 5janvier 2026no hisokatra indray miaraka amin'ny fahavononana vaovao💪🤜Sa tsy izany?
Tongava ihany anefa mitsidika ny boutique ntsika fa misy lamôdy mety amin'ny rehetra ao an💃
Misokatra manomboka anio 24 décembre 2026 @9 ora maraina❤️

MISOKATRA NY SALLE DE SPORT NTSIKA NY ZOMÀ  15 AOÛT AN💪
14/08/2025

MISOKATRA NY SALLE DE SPORT NTSIKA NY ZOMÀ 15 AOÛT AN💪

08/08/2025

Nohon'ny fanamboarana ilàna fotoana kely dia mikatona ny Salle ntsika Alpha Sport rahampitso Sabotsy 08/08/25 koa ialàna tsiny hoanareo niomana hoany
Alatsinainy 10/08/25 kosa dia efa misokatra
Bon weekend daholo ô

30/06/2025

BONJOUR ❤️RAIKITRA NDRAY NY KOTRANA FA VITA TANTERAKA ZAY NY FETY AN, ALEFAAA💪💪

23/06/2025

Bonjour ô!! EFA manimanitra fety👯 🕺🎊ka araraoty raha hikotrana fa lundi sy mardi ihany no misokatra ny salle ntsika amin'ity herinandro ity 🙂 Tongava malaky e🙂

17/04/2025

ARARAOTY NY MANINTSANA TSARA FARAPARANY🏃🚴🏋️ MIALOHAN'NY FETY 💃🕺🏊FA 3 ANDRO BE IZAO ISIKA MIKATONA AN🏝️🏰⛱️ZOMÀ NO FARANY DIA AMIN'NY TALATA INDRAY Ô !

Amin'ny Alatsinainy indray eeee❤️
29/03/2025

Amin'ny Alatsinainy indray eeee❤️

Mety ilainao ireto hahitanao ny tahan'ny siramamy anatin'ny voankazo tsirairay, misoratra eo ambany. Tsy dia tsara ny "f...
18/03/2025

Mety ilainao ireto hahitanao ny tahan'ny siramamy anatin'ny voankazo tsirairay, misoratra eo ambany.
Tsy dia tsara ny "fructose". Mila tandremana foana fa tsy rehefa voankazo dia azontsika anaranampo, indrindra raha misy diabète

Alefaaa💪
12/03/2025

Alefaaa💪

Address

Enceinte Lycée Privé Alpha Bleu/Moramanga Ambony
Moramanga
514

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Telephone

+261341811529

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alpha Sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Alpha Sport:

Share