Fikambanan'ny Zoky Tia Kitra eto Moramanga-FIZOTIKIM

Fikambanan'ny Zoky Tia Kitra eto Moramanga-FIZOTIKIM "izay mitambatra Vato ny Firaisan-kina no hery"

‼️Alahady 04 Septambra 2022♨️⚽LALAO GOAVANA🏆(D1)               ⚽Faly manasa atsika rehetra mpitia Kitra  hanatrika ny la...
24/08/2022

‼️Alahady 04 Septambra 2022♨️

⚽LALAO GOAVANA🏆(D1)

⚽Faly manasa atsika rehetra mpitia Kitra hanatrika ny lalao baolina Kitra Goavam-be Divisionina voalohany (D1) ary Sokajy Vétéran ⚽ Alahady 04 Septambra 2022

👉Premier Match: 13h 30(Vétéran)
As Fanalamanga Namontana(Tàna)

👉Deuxième Match (D1):15 h
As Fanalamanga Fc(Tàna)

Toerana :Kianja Ambohibary
Paf: Ankizy 1000Ar
Lehibe :2000Ar

♨️ Tongava Maro!!

Misokatra amin'ny 11 ny vavahady

⚽Fikambanan'ny Zoky Tia Kitra eto Moramanga''FIZOTIKIM"🏆☑️Hisy hetsika arapanatajahan-tena Goavana (Baolina kitra) ho ka...
18/08/2022

⚽Fikambanan'ny Zoky Tia Kitra eto Moramanga''FIZOTIKIM"🏆
☑️Hisy hetsika arapanatajahan-tena Goavana (Baolina kitra) ho karakarain'ny Fikambanan'ny Zoky Tia Kitra eto Moramanga ny Fiandohan'ny volana Septembre izao izay tafiditra ao anatin'ny Fisokafan'ny Fikambanana hamerenana indray ny Kitra eto Moramanga.

👉Hisy ekipa goavana avy any Antananarivo Hifanandrina amin'ny Moramanga.


FIZOTIKIM

Address

Moramanga

Telephone

+261346645082

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny Zoky Tia Kitra eto Moramanga-FIZOTIKIM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share