12/06/2026
Inona no tena sarotra nianatra azy ho antsika vao mianatra moto misy vitesy ?
ny ahy manokana ilay mi-gérer an'lay embrayage, vao miteny moniteur oe avotsitra moramora, vao maika voatsipy ilay izy
(Moniteur : tsy atsipy mafy be otran'zany)😂😂
Send a message to learn more