TRAODIHY Fenerive-Est

Directions

TRAODIHY Fenerive-Est Association des Danseurs : Urbaine, Tropical ,Danse de Salon , Traditionnelle, Zumba...

04/09/2026

Atolotra ampitiavagna ho atsika jiaby 😁
Kheliboy Alanao_zah_zao 😊

📲 Regardez, aimez, commentez et partagez la vidéo !


TRAODIHY Fenerive-Est
Cds Dynamique Fenerive-Est

Mangimangitry raha vaovao zahay keyo ay 😁 kay magnasa atsika tsy iala lavitra ny pejy à demain oziny vazah 😁
03/09/2026

Mangimangitry raha vaovao zahay keyo ay 😁 kay magnasa atsika tsy iala lavitra ny pejy à demain oziny vazah 😁

06/08/2026


Izahay ato amin'ny fikambanan'ny Mpandihy TRAODIHY Fenerive-Est dia maneho fiaraha-miory amin'ny fianakaviana manontolo,...
23/07/2026

Izahay ato amin'ny fikambanan'ny Mpandihy TRAODIHY Fenerive-Est dia maneho fiaraha-miory amin'ny fianakaviana manontolo, noho ny fahalasanan'i tompokovavy mpandihy namana avy eto Fenerive-Est.

Na dia lasa aza izy, dia hitoetra foana ny fahatsiarovana azy sy ny fitiavany ny dihy.

Mirary hery sy fiononana feno ho an'ny fianakaviana sy ny namana rehetra.
Mandria am-piadanana .

10/07/2026

Masôva dihy officiel
Zareo ndreka ao amin'ny gadona mafanafana kara masôva io 😁, tsinjaka Tropical 🤸🏼‍♀️
Membre TRAODIHY Fenerive-Est

Address

Manompana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRAODIHY Fenerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share