10/09/2026
🔴 ANNIVERSAIRE 🎉
Izahay ato amin'ny club dia faly miarahaba anao Ęmmãnúël Kōffÿ amin'izao tsingerin-taona nahaterahanao izao🎊🎊🎉🎉
Mirary soa dia be ho anao
Ho ela velona ary ho ambinina amin'izay rehetra atao🙏🏻🥰