Manakara Foot

Manakara Foot πŸ†Foot Nentsika🏟

22/01/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Angelo Lalaindraibe, Pelagie Fisaorana

TandroanyBarea chan 1_1 Selection V7V
18/01/2025

Tandroany
Barea chan 1_1 Selection V7V

18/01/2025

🚩FT

BARRA CHAN 1_1SELECTION V7V

Ato 😊⚽🏟
18/01/2025

Ato 😊⚽🏟

18/01/2025

HT

BREA chan 1 # 1 SELEC V7V

18/01/2025

07"

Barea chan 1 # 1 V7v

18/01/2025

3"

Barea chan 0 # 1 V7V

Ato e mijery lalao πŸ˜›πŸ‡²πŸ‡¬
16/01/2025

Ato e mijery lalao πŸ˜›πŸ‡²πŸ‡¬

10/07/2024

🚩COCA-COLA PFL 2023-2024
🚩PLAY OUT

🚩Vita ny Playoffs nahitana izay ho Tompondakan'i Madagasikara dia hiditra amin' Playout isika araky ny efa voafaritra mialohan'ny nanombohan'ny fifaninanana.

🚩Mini tournoi hahafantarana ireo ekipa hidina any amin'ny diviziona faharoa

🚩Ireo ekipa faha 5 , faha 6 ,faha 7 , faha 8
isaky ny conference tamin'ny phase des confΓ©rences COCA COLA PFL 2023 - 2024 no mandray anjara

🚩Ny ekipa 4 iray conference ihany no mifandona ,
izany hoe manao lalao 3.

🚩tsy misy lalao hifanaovana
amin'ny ekipa ao amin'ny Conference ilany

🚩Lalao mandroso ihany

🚩Izay farany eo amin'ny filaharana isaky ny conference arak'izany no midina any amin'ny diviziona faharoa

π‹πˆπ†π”π„ 𝐃𝐄𝐒 π‚π‡π€πŒππˆπŽππ’ πŸπŸŽπŸπŸ’π‡πŽπ“π€ππ“π„π‘π€π‡π€ππ€ π€ππ˜ π•πŽπ‡π„πŒπ€π‘, π…π„ππŽπ€π‘πˆπ•πŽ π€π“π’πˆππ€ππ€ππ€, π“π’πˆπ‘πŽπ€ππŽπŒπ€ππƒπˆπƒπ˜, πˆπ‡πŽπ’π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπŽπƒπˆππ€ππ€ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜Ny...
10/07/2024

π‹πˆπ†π”π„ 𝐃𝐄𝐒 π‚π‡π€πŒππˆπŽππ’ πŸπŸŽπŸπŸ’

π‡πŽπ“π€ππ“π„π‘π€π‡π€ππ€ π€ππ˜ π•πŽπ‡π„πŒπ€π‘, π…π„ππŽπ€π‘πˆπ•πŽ π€π“π’πˆππ€ππ€ππ€, π“π’πˆπ‘πŽπ€ππŽπŒπ€ππƒπˆπƒπ˜, πˆπ‡πŽπ’π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπŽπƒπˆππ€ππ€ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜

Ny 28 Jolay ka hatramin’ny 6 Aogositra ho avy izao no hanaovana ny fiodinana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Magasikara sokajy D2 Nationaly na ny Β« Ligue des Champions 2024 Β». Ny tanΓ nan’i Vohemar, Fenoarivo Atsinanana, Tsiroanomandidy, Ihosy no hampiantrano izany fiodinana voalohany izany.
Tsiahivina fa ireo ekipa tompondaka rezionaly tany amin’ireo ligim-paritra miisa 22, miampy ireo ekipa 2 nivarina avy any amin’ny Pro League tamin’ny taom-pilalaovana lasa no hiatrika izany fiodinana voalohany izany.
-Fiodinana faharoa : 23 Aogositra-1 Septambra 2024
-Poule des AS mandroso : 11,13, 15 Septambra 2024
-Poule des AS miverina : 25,27,29 Septambra 2024



Address

Manakara

Telephone

+261389527883

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manakara Foot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category